Inona ny tokony atao fa marary ny olona iray?
1. celesy
(
26/02/2008 08:09)
Marary ny olona iray nivavahana nefa tsy sitra, nefa mandeha @ dokotera hono dia tsy matoky an'Andriamanitra. Inona ary no tokony atao?
novalian'i endrika01 ny 19/03/2008 18:45
2. nikopol
(
26/02/2008 08:24)
avelao izy ho faty dia amizay vetivety dia tonga any an-danitra
na hosory tongolo gasy ny ilay baiboly
na hosory tongolo gasy ny ilay baiboly
4. sakaizakely
(
26/02/2008 08:49)
Iza moa ilay tsy manampy izay tsy manampy ny tenany ? Toa misoratra anaty baiboly izy izay raha tsy diso aho
Asaivo mamaky baiboly izy
Asaivo mamaky baiboly izy
5. ikaretsaka
(
26/02/2008 13:44)
fa dia fisainana inona loatra ary ity .. izany ve le heo adalam-pivavahana e?
efa marary ko mbola hihainohaino eo
asa tokao raha tena namalky bibindevoly izy
efa marary ko mbola hihainohaino eo
asa tokao raha tena namalky bibindevoly izy
9. tess
(
27/02/2008 19:09)
zà kosa aloha narary tamzany fotoana! efa hoe ho faty mitsy! tsy mihinana tsy misotro tsy miteny matory eo ambony fandrina fotsiny, lazaina fa tazo mahery anefa mihinana anzao fanafody ny tazo rehetra sy tsindrona izao tsy sitrana mitsy, ray volana teny foana, fa dia efa ho faty sisa...
ny olona ao antrano mpivavaka be dool, mafàna fo mpiandry dool! izaho mino fa tsy manao otrandry zareo fa mivavaka ny alahady dia izay ihany!
efa hitanjareo fa efa tsy ao itsony zà de nialanjareo nenina hoe te ho sitranin'i jesosy ve ozy enao! eny wa! de netina nametrahantana nalàna devoly, de toy ny tsy nanin avy tao ampengonana fa we aleo zà handeha tongotra fa tsy hande taxi!
tonga tao atrano, niverina ndray!
niantsoana mpiandry de hoe raha tena mino an'andrimanitra sy ho sitraniny ianao dia aza mihinana intsony mitsy ny fanafody na novidina lafo aza, fa ario dool mitsy, dia nariana fa nivavaka dia sitrana somantsara, raha tsy izay kosa aloha zà efa maty efa lasa avelo amzao fotoana izao e!:wink:
mbo tsetsatsetsa tsy aritra iny e!:-P

10. ainaheri
(
01/03/2008 01:43)
tsy tokony nandé tongotra kosa ndry nody,fa lay devoly teo @ rond point iny zao no niditra t@dry t@ iny:-D:-D:-D:-D
11. endrika01
(
19/03/2008 18:45)
Ka misy ny olona sasany sady tsy mahay mivavaka no tsy tia an-dRadoko fa aleony mamonjy dadarabe!Bandikely iray classe taminay,t@classe de 3eme,nivonto be ny tongony havanana,le pela-tongotra ery ambany ery,tsy fantatra we nahoana!Nikikika nitomany izy,nalefa tany @dokotera tsisy fika,nivavahana tsy nijanona lay fanaitainana,de olona zatra mpandeha any @reny mpanandro ireny no niteny t@mpampianatra we fonosy @ravina inn tsara angah le izy teo fa hadinoko! Nizara groupe ny 1classe nifandimby niandry azy!Le manofa trano rery eny @ville,mody isam-bolana reny izy!De potsika tao le tongony,izy @zany hoatran\'ny voan\'ny tazo!2semaines nijaly be fa sitrana ihany!De tsy haiko we inn no tena nahasitrana azy!