Ligues champions

1. rajoelina ( 19/02/2008 11:40)
Roma - Real Madrid.

Tsy maninona maintsy, rehefa resiny Roma sy vitany tsy tafakatra amin'ny Champions ny Real de efa OK, ny tanjontsika fotsiny dia tsy haresy na tafakatra ny Real Madrid fa avelao hiongana hihinany ampangony any.

De Roma daholo zany anareo ah!!!

;-)
novalian'i rajoelina ny 04/03/2008 22:03
2. ronaldo09 ( 19/02/2008 13:56)
Aza mifanompa ry bandy akama fa tsy izay faikana Roman'ialahy no handresy an'i Real,nga moa tsy fantatrao fa ny tenanay anie ka pankafy Real ary nateraka mba hanohana an'i Real,
Madrid ,madrid ary tsy maintsy i Real Madrid no mibata an'io CL io!!!!
Allez-y Real,bonne chance :Raul ,Nistelroy,Robinho ,Cannavarro.....
3. rajoelina ( 19/02/2008 21:53)
ronaldo: ary naninona indray no resy ny ekipan'elah e:?:

;-)
4. rastafarai ( 21/02/2008 03:45)
Sokafy ry lerony ny maso fa Roma sy Madrid zany tsy misy matahotra tsony @ zao a. Jereo Manchester,Arsenal,Barcelone,Bayern...milan champion t@ heri-taona aza mivoka sempotra foana @ zao fa ny tanora koa efa miha manana traik'efa daholo!
Reny Chelsea sy Liverpool reny otran'ny playst mitsy refa milalao...Mbola ho avy aminareo eo koa ny porto fa aza matahotra!
5. naughtyboy ( 22/02/2008 18:36)
Arsenal sy Barca oa no masakaaa:°)
6. ronaldo09 ( 24/02/2008 23:54)
Real ,Real ihany e!!!Match retour 1-0 dia ampy hiakaranay ary tsy ho 1-0 fotsiny io!
7. rajoelina ( 25/02/2008 00:00)
Vao teo elah no resy an-trano, Real Madrid 0, Getafe 1.

;-)
8. ikaretsaka ( 25/02/2008 01:43)
Nena Yankees ihany!

Inning fahafiry zao de iza aby no efa striked out?:°):°)

Eo le vanjo ooooo
9. ronaldo09 ( 26/02/2008 10:26)
Fantatrao moa ry bandy akama fa tsy rariny mihitsy iny baolina matin'ny Getafe iny satria nolavin'ny mpitsara ny baolina matin'i Robben ary ny mpilalao mbola variana ery amin'ny sisiny tonga dia nalefany ny baolina ,zavatra natao handrarahana ny Real ireny nefa zahay tsy kivy amin'izany mihitsy !
10. rajoelina ( 26/02/2008 16:45)
ronaldo: na tsy rariny aza, efa resy ny real madrid de zay, y punto!!.

Efa resy in-4 nisesisesy zay elisany.:-D:-D

Ka i rangahy mpanazatra Bernd Schuster be zesta be laotra amin'ity ekipa fotsifotsy manimba maso ity, sady bevava amin'ny mpitsara rehetra, rehefa resy zay ny Real.

Mampalahelo fa amin'ity herinandro ity tsy milalao intsony ny Real fa efa niongana tamin'ny Coupe.:-D:-P
Ny Liga efa tady ho lasany Barsa indray fa 2pts sisa:wink: ao ariany Real Madrid.:b

De ho avy indray ny Roma hanongana azy amin'ny Champion Ligue.:-D Ra zah ela miova ekipa, kle.

;-)
11. ronaldo09 ( 27/02/2008 10:09)
:-D:-D:-D Hiova ekipa ???Za angaha hiala amin'Real zany na mafy io na sarotra !! Tamin'ny heritaona samy 76 points na i Barca na i Real fa izahay no tompondaka ,maika moa fa 2 points be izao ary vaovao mahafaly fa saingy mampalahelo ho anao ,i Pepe sy Robinho ange afaka milalao amizay dia raikitra indray zany ny spectacle!!!!Allez-y Real!!!!
12. ikaretsaka ( 27/02/2008 14:00)
fa baolina inona aloha izany resahan'i laisany izany e?
toa tsy misy lakers mihitsy le izy
13. rajoelina ( 28/02/2008 02:40)
baolina 17.9 mitovy amin'ny ikaretsaka no resahinay eto.

;-)
14. ikaretsaka ( 28/02/2008 03:00)
tairo fa tsy maninona ary e.. za maka Yankees... iza aby aloha ny strikeout dia iza no at bat izao?:-P
15. ronaldo09 ( 28/02/2008 23:31)
Za chicago!
16. ikaretsaka ( 29/02/2008 00:12)
eo fa meko avance 8 points ialahy
17. ronaldo09 ( 03/03/2008 12:15)
zany an!!!
18. Mandefitra ( 04/03/2008 09:49)
Raikitra ndray ny kitra Me Ronaldo a ... anio aloha Lyon mody ... fa ny tena atahorako de lasa koa real de madrid hehehe bonne chance e
19. naughtyboy ( 04/03/2008 21:46)
arsenal ihany less jerena de manga ny lanitra a
arsenal 2 vs milan 0,iriko ko aloha ihitsana i real de madrid:-D:-D,lyon efa nangoronetana
20. rajoelina ( 04/03/2008 22:03)
iriko ko aloha ihitsana i real de madrid
zah koa mino ah:D tao hitako be fo be ry zalahy roma hitsidika ao madrid:°)

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0568