TRADUCTION PUISQUE TU PARS DE GOLDMAN

1. RAZAFINDRATSIMBA ( 17/02/2008 04:58)
manahona e
mba misy manana ilay hiran i BLACK JACK
TRADUCTION AN'ILAY PUISQUE TU PARS (J.J. GOLDMAN) VE
AZAFADY,MBA ILAIKO MAIKA AMINA MARIAZY
MISAOTRA
2. achrafhanna ( 17/02/2008 09:33)
ilaina amina Mariazy ve dia atao hoe,puisque tu pars,
hafahafa ihany!kiss:lol:
3. betroka ( 21/02/2008 18:27)
Satria lasa ianao !
Indrisy
Ry tapa-tsôsisy !
4. chouchou74 ( 24/02/2008 10:16)
mba tsy mieritreritra koa ilay manakiana etsy ambony fa tsy hoe puisque tu pars de ratsy izany
tapatapany fotsiny no aiko:

fa ny sisa hafatray
raha mba misy andro iray
mahatsiaro ianao fa irery very faty e
miveren

tso drano iray no atolotay
hahita tsara ny so sy mamy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113