diabeta

1. penina ( 09/02/2008 19:07)
Ohatra ny tadidiko nisy olona niteny tamiko hoe ny olona voan'ny diabeta dia tsy voatery hibinabina.

Dia ahoana kay no amantarana azy raha izany? Tsy izany fa izaho lasa miondana sokola :-D. Dia nefa izahay tamin'ny mbola kely no efa tsy dia navela nihinana bdb, fa hoe nisy dadaben'ny dadabe matin'ny diabeta.

Manao analyse-n'ny ra ve?
novalian'i ar ny 19/11/2008 08:40
2. ainaheri ( 09/02/2008 20:28)
Ny tsara² manao analyse mba ahafantaranao ny taux d sucre-nao,tena ilaina io na dia tsy itanao ety ivelany aza ny fiantraikany,d aza miondana sokôlà tsony fa zvtra hafa no iondanana:-D
3. Papoose ( 09/02/2008 23:28)
raha iondanana le sokola fa havoaka haingana dia mety tsy haninona ihany, fa tandremo ihany fa sao de tsy ho diabeta intsony fa lasa diantsokola eo an!:-P
4. penina ( 10/02/2008 04:13)
marina izany. aleo tandremana ihany fa aleo misoroka toy izay mitsabo
5. Papoose ( 10/02/2008 07:53)
aaa diampenina ko ka!:lol:
6. sakaizakely ( 10/02/2008 12:11)
tsy voatery mibinabina ka

misy efa manomboka mihajamba vao taitra
ndrai² efa manao septicémie vao fantatra koa

raha manana antécédent familial ka miahiahy dia mangataha glycémie pré et post prandial (alohan'ny sakafo sy 1 ora 1/2 avy misakafo)

alohan'ny sakafo dia latsaky ny 0.80 g
1 ora 1/2 avy misakafo : < 1,20 g

raha mihoatra an'izay dia misy raha ao

mety hampanaovany HGPO jerevana isaky ny adiny 1 mandritry ny 3 ora ny fandevonan'ny taovanao ny siramamy dia izay vao afaka mamoaka diagnose mazava tsara

raha misy antécédent familial de tena tokony mitandrina tsara, tsy miondana sokolà fa sarina madimozely mitana bagety :-D:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 10/02/2008 16:46)
miividiana ilay apareil fanaovana test siramamy ireny (MONITEUR ANA SUCRE) dia io lazain'i sakaiza io
8. tess ( 10/02/2008 18:25)
:-D:-D:-D:-D aza de miondana loatra raha matahotra diabeta e! manao fitiliana fotsiny defa hita hoe misy diabeta sa tsia e! fitiliana amin'ny "pipi" defa fantatra.....hoe be sikra sa tsia!

otran'ny hitako i penina mitstsitsa sôkôla mankafy be:-D:-D:-D:-D
9. cathy ( 10/02/2008 18:28)
salut
normalement ny voany diabeta tsy mibinabina fa ny albumina na ny sira no mampibinabina

ireto ny signe hahafantarana ny diabeta

soif vive (polydipsie)
urines abondantes
fatigue
amiagrissement
douleurs abdominales

manantona dokotera raha vao hitanao aminao ny signe azo tsaboina tsra raha tsy tara loatra miankina amin ny type ilay izy
:D

10. Veloo ( 11/02/2008 00:03)
temperance ihany ny ady eo an.. amin'ny zavatra rehetra.
raha nisy von;ny diabete ao @ fianakavianao dia misy risque be ko enao ho tratra ka tandremo:-*
11. ikaretsaka ( 11/02/2008 15:00)
misy olona matavy be aza fa diabetique ko
12. sakaizakely ( 12/02/2008 08:24)
misy koa mahia kely nefa voa
13. penina ( 18/02/2008 16:16)
misaotra atsika isika :wink:
14. kalasnou ( 16/04/2008 12:03)
resaka diabète dia izao: ny diabète dia misy karazany roa :


-DIABÈTE DE TYPE 1 : il est dû à une destruction des cellules qui fabriquent l'insuline, les cellules ß (béta) décrites par Paul Langerhans au siècle dernier. L'insuline, hormone indispensable à la vie, manque totalement et ceci souvent dès un âge jeune. L'administration d'insuline permet une espérance de vie pratiquement normale.

-DIABÈTE DE TYPE 2 : il est dû à un déficit de la fabrication de l'insuline mais non totale.

arakaraka ny types diabètes azonao no mety hahabonabonaka anao na tsia , fa ny tsara dia manao bilan sanguin dia jerena ny : "taux de glycemie " @ ra , fa raha ambony noho ny normal dia mila mifampiresaka @ dokotera

15. ar ( 19/11/2008 08:40)
raha hita fa misy diabeta dia ny fanaovana sport no tena vahaolana haingana hialan'ny siramamy @ vatana na fandehanana tongotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.714