Tononkira

1. zeni ( 07/02/2008 15:40)
Mba mitady ny tonon'io hiran'ny tarika voninavoko hoe "vonindraozy " angamba . Misy hoe anankiray monja ity voninkazo ity ka iza no omeko azy é
2. istraky ( 08/02/2008 07:00)
Andraso fa ho tadiaviko;
Misy hoe:
anankiray monja ity voninkazo
ity ka iza no omeko azy é
Ny raozy mavokely,
Omeko an'i Fanja, tsy manana i Sahondra,
Omeko an'i Farasoa eee...

Aleo apetrako eto fa....
3. betakely ( 12/02/2008 14:27)
Salut daholo,

Mba iangavina izay manana ny Tononkira an'i Shyn "Mahatsara zaho3 MBA ANDEFA AZA FA MBA ILAINA MAIMAIKA

AZAFADY NDRINDRA

Betakely
4. betakely ( 12/02/2008 14:30)
Salut daholo,

Mba iangavina izay manana ny Tononkira an'i Shyn "Mahatsara zaho" MBA ANDEFA AZA FA MBA ILAINA MAIMAIKA

AZAFADY NDRINDRA

Betakely
5. brigitoche ( 01/04/2008 13:58)
Mba mila ilay tononkiran'i Dada Gaby:
Misy hoe:
Anankiray monja ity voninkazo
ity ka iza no omeko azy é
Ny raozy mavokely,
Omeko an'i Fanja, tsy manana i Sahondra,
Misoatra mialoha e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081