Bye bye ny TGV e
4. ainaheri
(
07/02/2008 05:30)
blaby:
Indro ny AGV :-D:-D
http://afp.google.com/article/ALeqM5iK0ARwIWZYlsQDNAOEuv9rOPDk6A
Hay v ee,neveriko fa ilay Maire:-D:-D
5. rabaradaka
(
07/02/2008 06:42)
Hoy Ratsirahonana tamin-dRavalo (tena resaka vrai ity), mitandrema ny TIM fa raha laan'ny TGV io CUA io dia tsy hahita tory intsony ianao. Dia hoy Ravalo : TGV zany taingenan'ny olona fotsiny any an-dafay. Kanjo inona tokoa fa lasan'ny TGV ny tanĂ na, zao Ravalo lasa tsy matory intsony ary na ny conseil des ministres aza tsy misy intsony. Zany ka sarotahotra nefa be vava
6. Jeankely
(
10/02/2008 06:47)
Resaka mifanipaka izany. Matoa tsy misy ny Conseil dia afaka matory izany. Ny Conseil isan'andro sy isan'ora no tsy matory. Mifanaraka sa mifanohitra ny resakao ry TIM sadasada baradaka?
