Mitady tononkira i Mike sy Davis Franklin

1. domino ( 06/02/2008 07:52)
Manao aoana daolo ndray tsika e!

Mba omeo ny tonokiran'i Mike sy Davis Franklin nge ry zareo ze manana nareo a!
Izy retra mitsy : Tsaiky joby, Ravoravo sns...
De manantena valiny mahafapo avy aminareo e!
mandra-panoratra indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0063