Toaka

1. rafoko ( 05/02/2008 06:59)
Fa maninona kay ny bandy rehefa mamo
lasa tsy tia vary ?
ôtrany zavatra vady zany ny fijerevako
azy .Sa ve ny vatako no tsy salama ?
Sa ny saiko no lohantavoangy ?

Mba azavao ho an'iay mamaky
fa tena tsy azoko
2. ainaheri ( 05/02/2008 12:43)
rafoko:
Mba azavao ho an'iay mamaky
fa tena tsy azoko


:roll::roll::roll: Za ko aza tsy mahazo,efa doroky ny tokany vavoninao ka tsy mahatsiaro afatsy toaka :lol:,kanefa kosa misy oul mamo tendakanina an:P
3. tess ( 05/02/2008 16:49)
tsy tsara ny toaka be fa soly zvtr hafa e!
4. ainaheri ( 05/02/2008 19:06)
Vao maraina vao mifô
Ingahy rafoko
tsy nisakafo ambavafo
fa any @ toka ndray ny lô



Ny toaka re mazana
Tena fandrika malama
Mahatonga fahotana
Ota be tsy hay tononina
Ny toaka re, indrisy
Ny soa vitany tsy misy
Fa vao maika koa mampisy
Olana eo amin'ny fiaraha-monina
5. haritianah ( 19/06/2008 22:37)
Tsy ny bandy retra kosa no ts tia vary refa mamo.Betsaka ny bandy fantatro fa arakaraky ny isotroany toaka no mampihinambary azy.Mapazotohomana vary azy.
Miankina @ tsirairay io.Miankina @ vavoniny tsirairay io.Mavesatra @ vavoniny sasany ny vary raha vao mamo izy dia aleony ts mihinana satria raha hihinana zavtr ts zakany vavony zany mazava ho azy fa mi degoba ny iafarany ka efa fantany fa ts mahazaka io ny vavoniny dia ts ohaniny mits io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2199