MEURTRE DE CECILIEN: POURQUOI?

1. tezitra ( 02/02/2008 12:47)

Les gens simples posent la question
Par qui ?
Réponse par sa femme.
Les gens moyens
Pourquoi ?
Réponse : crime passionnel
Et Les intellos :
La logique dans tout ça ?
Car il y a des choses qui ne collent pas :
1) contradiction entre les journaux :

-Express de Madagascar : enlevé, puis assassinée
http://fr.allafrica.com/stories/200801250866.html
-Les nouvelles.com : Assassiné à son domicile
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail&id=1236

2) Deux fois enlevés :
-le mois de décembre 2006 : avant le résultat de l’élection présidentielle
-octobre 2007 : avant le résultat de l’élection législative (député)

3) Les coupables :
Solo s’est rendu à la police
Sa femme s’est confiée à son gendre.
Tout ça s’est passé trop facilement. bizarre!

4) Sa femme l’a tuée ?
Pourquoi
?
-Et lors du 1er enlèvement en décembre 2006, Elle a fait quoi de son Mari ?
-Passée des vingtaines d’années avec lui, et avoir 3 enfants, pour s’apercevoir qu’on est pas heureux, tuer et découper le père de vos enfants ; il faut le faire.

On ne va pas polémiquer sur ce meurtre, et on présente nos sincères condoléances à la famille ;

Mais on doit aussi relever certaines contradictions, pour la Vérité


SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:08
2. xxx ( 02/02/2008 13:44)
Tsy azo atao teny gasy angaha ilay izy r'ise? Efa ato ihany tsika mbola teny vahiny ihany,mamaky gazety aza tsy fidiny.
3. menalamba ( 02/02/2008 21:25)
Te hilaza tena ve i tezitra fa "intello"?:°):°)hô! hô hô ....!
4. endrika01 ( 17/02/2008 13:08)
Hanara-maso ny fanadihadihana ny mpanohoitra,mamoaka fanambarana maneho ny alahelony amin'ny fomba namonoana an'ing.cécilien Aurélien Jules
Antoine ny fianakaviam-ben'ny mpanohitra,ahitana ireto olomboafidy ireto:ing,Jaotombo F,ing.vaovao Benjamin,ing.Ramasy Adolphe,ing.Rakotomamonjy JeanMax,ing,SajyPierre,ing,Robert Razaka....araka ny fanambarana ihany,maneho fampiononana hoan'ny fianakavian'i tompokolahy izy ireo ary nilaza ny hanara-maso akaiky ny fizotrin'ny fanadihadiana satria miha-ratsy ny fiainam-piaraha-monina sy ny fisainana,nefa misy ireo mahavita heloka be vava tsy mandray ny vokatry ny asany akory.

Antenaina hoy izy ireo fa hanao ny asany araky ny tokony ho izy ny fanjakana mba hahafantarana ny anton'izao famonoan'olona izao,indrindra izay ao ambadik'izany.Ary indrindra mba ho sazy mifanaraka tanteraka amin'ny habibiana nataon'izay tompon'antoka amin'izany no havoakan'ny fitsarana eo


Tahivina ihany fa raha ny vaovao avy @ polisim-pirenena tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo dia ny andefomandriny no AHIAHIANA ho tao ambadikiny faqmonoana io tale teo anivon'ny MIRA io,ary olona roa hafa no nanantanteraka ny heloka,

ary efa tazonina voinjy maika any am-ponja amin'izao fotoana izao.=D=D=D=D=D=D:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.259