mahasoa ny maro

1. xxx ( 28/01/2008 06:17)
Izao e sao mba mahafantatra ianareo fomba fanalehibiazana filahiana fa tena ilaiko (tsy hoe higafina vehivavy akory fa mba toy ny ozatra rehetra eo @ vatana ihany io de tina ho lehibe kokoa).
Ny fomba zahaviko de akotra le mividy fitovana lafo be sy mihotra lafo be any @ olona ireny. Zany hoe mba takatri ny fahefamividin'ny besinimaro na tsy misy sarany mihitsy.
Fomba tsotra nefa mahomby ra misy.
Manantena valiny maro avy aminareo
novalian'i xxx ny 03/02/2008 19:57
2. menalamba ( 28/01/2008 11:34)
Fatorana tady asiana vato salantsalany dé hakipilipily ampanaovana zimnastika...:^):^)
3. ikaretsaka ( 28/01/2008 17:03)
t@ mbola kely tokoa any de nino an'io ooo:-D:^)
4. ari.malala ( 29/01/2008 12:51)
menalamba, :-D:-D:-D:-D
5. menalamba ( 29/01/2008 16:29)
Inona kou no mampihomehy @ ari.malala eo?:°)Mba halefaso hono ny fika raha mahay nareo fa ilôzana mivanitika ny hevitro eo fotsiny.Ny anà io tsy mila vidina vola fa feno eny rehetra eny ,dia soloina ngôzangôza fotsiny ny vato rehefa miha-bokony...:-P:-P
6. ikaretsaka ( 29/01/2008 19:33)
izay anie hoa e..
rehefa mahazaka moellons na paveh d'efa milay
7. kallie ( 30/01/2008 06:53)
ika> d natao ve lé tam mbola kely? :-D:-D

Asa ra marina we manao fôna hono d me lehibe io :?:
8. Rasiligaoma ( 30/01/2008 07:03)
izay anie ilay noresahiko atsy ambadika atsy e
9. xxx ( 30/01/2008 21:21)
Amiko dia tsy misy tsara noho ny d'origine, sao dia anenenanao eo n vokany mantsy raha tsy sûre. Hajao lety ny maha lehilahy, mba ho virijiny koa alohan'ny fanambadiana
10. menalamba ( 30/01/2008 22:17)
Fanabonkonana anie ny resany ry xxx fa tsisy resaka maha-virijiny izany eo é,HS ianao izany...:roll:
11. Veloo ( 31/01/2008 00:53)
Izao e sao mba mahafantatra ianareo fomba fanalehibiazana filahiana fa tena ilaiko (tsy hoe higafina vehivavy akory fa mba toy ny ozatra rehetra eo @ vatana ihany io de tina ho lehibe kokoa).


ny mihinana cola hono asa raha marina io.... henoko fotsiny io
12. xxx ( 31/01/2008 09:30)
asevo tentsafin'ny ganagana
13. naughtyboy ( 02/02/2008 14:43)
ny tena tsotra nefa mahomby 8) xxx mahaiza mionona fa zay no anjara :(:za mo zany aradalana @ kozy io ka mahereza no azoko lazaina8)
14. dongadonga ( 02/02/2008 14:51)
fa ngah tsy tiany le sipa le lataka kely ry xxx:?::?::lol:
15. Papoose ( 03/02/2008 00:32)
fa tsy rehefa tafiditra tsara ve dia efa tiana:?::?:

mitsongoloha foana rehefa manao dia mihangeza io ee!!
dia rehefa hipipi dia eny @ lava-bitsika! tonga dia raitra!:lol:
16. xxx ( 03/02/2008 19:57)
tsy aiko alou rzala ra marna ty fa andramo oe ny minana von'ondry fa io ko ono,maangeza.le lavabitsika alou ts mety ee satry io mangididy fotsny d otran oe ngeza satry ngezan'ny akorina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1712