Eh ndao hiara hijery MAHALEO 8 fevrier VALIO AINGANA O!!!

1. vie ( 27/01/2008 14:07)
MBOLa i vie iany ty eh!!!miandry anareo rehetra pankafy mahaleo hiara hanalazy amnio fety io eh!!
ndao hiaraka jiaby jiaby amnio . VALIO O!!!!!
novalian'i vie ny 06/02/2008 21:03
2. finar ( 28/01/2008 08:41)
slt!:lol:raikitra zany e! angah enao ko mba mankafy ka, tratry ny taona aloh e! io zao no vao2 be amin'ty taona ity ko; ny mampalahelo fotsiny de woe io ihany ny fotona mba hanaovany fampisehoana amin'ty taona ty. Zay aloh fa any zany mifankahita e!
3. vololomanitra91 ( 28/01/2008 10:14)
raikitra zany e!!!!
4. eisy ( 29/01/2008 10:31)
tairo ary fa tonga de any ny fotoana, izahay moa de efa mahazatra fa eo amin'ny voalohany eo fôna isaky ny mijery mahaleo... ka raha te hisisika eo amko tsy koa fa tongava aloha de mitondrà beks....
za aloha tokony mora tadidy ihany raha tena mpijery mahaleo nareo e! za le katry be tamin'ny farany fa tsy koa zany fa ao anaty feeling daholo
5. achrafhanna ( 03/02/2008 09:21)
eisy:

Farany le izy vao tena matsiro ka ahoana kou ary
nareo izany é!:D
6. eisy ( 04/02/2008 08:44)
Tairo de aiza no fotoana za angamba tonga eo amin'ny laharana voalohany eo amin'ny 9ora maraina
7. vie ( 06/02/2008 21:03)
eisy:

Tairo de aiza no fotoana za angamba tonga eo amin'ny laharana voalohany eo amin'ny 9ora maraina

Slt e!!!okay ary dia am9ora zany eo am publifon palais io eh okay za bandy lava manao kasket mainty
okay eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0656