toa mampatahotra ny andraikitra omena raha toa izao

1. xxx ( 25/01/2008 17:17)
Asa na ahoana na ahoana, na dia ilay hoe miverina ny fomba fitondrana taloha na ahoana marina aloha
Fa mpiandraiki-draharaham-panjakana roa izao no efa maty nanaovana habibiana
Ny iray ity amin'ny gazety ity
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=14284
Ny taloha dia ilay Ramatoa ny sy zanany rehetra nisy nandoro velona tao an-tranony teny Fenoarivo
Ny somary mahavariana dia saika nitovy ny andraikitr'ireto olona ireto talohan'ny nahafatesany
mampiheritreritra fotsiny
novalian'i xxx ny 27/01/2008 02:29
2. Jeankely ( 26/01/2008 05:45)
Ny ratsy tsy kely lalana. Na ahoana na ahoana fihetsika sy izay rehetra ataon'ny tompon'andraikitra tsy tokony ny fianakaviany no kitihana. Ny heloky ny Rainy tsy heloky ny zanany ary misy aza mpivady tsy miray hevitra. Izany moa dia eo amin'ny lafiny hita hoe mpanao vinany ilay tomponandraikitra iray. Kanefa na manao ny marina aza sahala ny mampibaribary ny mety sy tsy mety amin'ny asa dia henjehin'ny mpanao ny tsy mety hatrany.
Izany ve no tsy handraisana andraikitra sa hanarahana ny revin'ny ratsy fanahy?
3. tess ( 26/01/2008 08:21)
ny eo ihany no eo e! mihodikodina eo! aza mitady mirakla!!!!
4. LazaDaddy ( 26/01/2008 08:55)
A la veille de la proclamation des résultats de la présidentielle en 2006, il s'était également évaporé dans la nature pour une raison mystérieuse.
mampalahelo ny olona tafiditra amin'ny politika.
5. penina ( 26/01/2008 13:30)
Izay no ilavana indemnite de risques.
Fa tena mampalahelo aloha ilay izay fa lainga lainga. Mba tiako ho fantatra mihitsy hoe iza re no namono eh. Dia ahoana koa no nahafantaran'ny gendarme hoe tao ilay izy?
Sao dia efa tetikana "destabilisation" aza?
6. xxx ( 26/01/2008 23:03)
:°)
7. xxx ( 27/01/2008 02:29)
Aza misosoka alahelo eh
Saingy toa mitovy amin'ny helikoptera nianjera fahagolan-tany ihany raha izany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2402