KARAJIA

1. fetrakens ( 22/01/2008 07:25)
Antsoy daholo ireo mpikarajia @ radio rehetra ireo fa aty indray izao no miresaka e!:?:
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:11
2. Jeankely ( 22/01/2008 08:01)
Satria afaka mialalao Internet daholo ry zalahy e? Misy Ngetroka aza tsy mahay satria tranainy=))=))=)) nefa avy any Pararantsa taloha an=))=))=))
3. tsaramaso ( 22/01/2008 12:12)
hahahahhaa !!!!!! mbola ao foana elahy ry Jeankely an !!!!!! tssssssssss
4. Jeankely ( 24/01/2008 08:11)
Mbola milalao tsaramaso angaha e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565