Notorotoroina tamin'ny fanahimasina
1. jorandys
(
19/01/2008 15:54)
Notorotoroina tamin'ny fanahimasina, ça s'est passé comment? somary tsy azoko hoe ahoana no fitrangan'izany.:?:
novalian'i fijo ny 22/01/2008 23:12
2. Rasiligaoma
(
19/01/2008 17:31)
finoana io ry zanako hoy i mompera..
ohatran'ny mahatonga ny sainai hino na tsy hino ny toy ny hoe misy vitsika manana maso mainty be mihery ao ambany vato mainty be ao anaty tonelina maizin-kitroka amin'ny andro maizim-bolana!
pas de ¿como? ò ¿porque? es la fe! hoy i salmo izay

3. niryna
(
21/01/2008 06:20)
Rasiligaoma:
finoana io ry zanako hoy i mompera..
ohatran'ny mahatonga ny sainai hino na tsy hino ny toy ny hoe misy vitsika manana maso mainty be mihery ao ambany vato mainty be ao anaty tonelina maizin-kitroka amin'ny andro maizim-bolana!
pas de ¿como? ò ¿porque? es la fe! hoy i salmo izay
:roll:
Ny baiboly dia feno ny tantaran'i kristy:hatrany @ TT ka hatrany @ TV.
Ny mpaminany nilaza ny fihaviany,ny fahaterahany,ny namonoana azy ,ny fitsanganany tamin'ny maty,ary ny fiverenany. http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=7&andininy=14-14&dika=
Ny fahazoko azy dia ilay resaka notorotorina tamin'ny fanahy masina dia ny filazana ny fomban'ny fihavian'ny fanahy izay hiditra ao anatin'i Maria.Kristy dia Fanahy kanefa dia ho avy haka hendrika tahaka an'ny olona Izy ary ilay fanahy izay tonga tao amin'i Maria ,niditra tao aminy ary nahatonga azy ho nanana zanaka no atao hoe notorotorina tamin'ny fanahy masina.
:arrow: hery tsy avy amin'ny olona fa avy amin'ny fanahy no namorona ilay Zaza tao anaty kibon'i Maria.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=1&andininy=26-31&dika=
Andriamanitra dia tonga tety an-tany naka endrika olombelona ka Maria izay mbola virijiny no nomen'Atra fahasoavana nipetrahan'izany Zaza izany dia i Kristy
Ny Fanahy Masina ho tonga ao aminao, ary hisy herin'ny Avo indrindra hanaloka anao; koa ny Masina Izay hateraka dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra. :arrow: notorotoroina tamin'ny fanahy masina http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=1&andininy=34-35&dika=
6. fijo
(
22/01/2008 23:07)
misy fandaharana vao nojereko tao amin'ny "planete" mitondra ny lohateny hoe:"les liens de jesus".izy io dia vokatry ny fikarohana nataon'i Tony boroughs généalogiste amerikanina.
raha nanao fikarohana ny fianakavian'i lery izy,dia nahita fa jesoa dia "nampiahiahy "ny tena rainy.tsy i josefa fa olonkafa.ary i maria dia bevohoka azy raha mbola tsy mpivady izy sy josefa;
io dia manamarina ilay lazaiko foan ahoe i lery dia zazasary.saingy izy sy josefa kos adia nifankatia be,ary izany dia nitarika fialonana tamin'i jaka(izay zanak'i josefa tamina vady voalohany)
izany ho etsy nisy fanahy masina izany ,fa olona nilefa adidy no rainy.

7. fijo
(
22/01/2008 23:12)
ary araky ny fikarohany koa,dia nijaly i jesoa fony kely ,noho io rainy tsy hay io,ka dia nataon'ny ankizy ankilabao.(tamin'izany fotoan aizany moa ny zaza sary dia ratsy hendrika teo amin'ny fiarahamonina)ary io fahatsapana fa voahilika io,no nampisy hery an'i lery hitroatra sy hikaroka noho ny namany.zavatra normaly izany.
tao koa no nahitako fa i tomasy ilay tsy nanaiky raha tsy nahit any vohotanany di arahalahany ihany ary jodasy no tena hanarany.fa mba hampiavaka azy amin'ny iskariota dia tomasy no niantsoana azy.
ny fikarohan'i rangahy io,dia nataony tany antoerana sy avy amin'ny boky voasoratra tamin'ny taonjato 1.