ejaculation précoce ( tsy haiko ny dikany @teny malagasy)

1. xxx ( 19/01/2008 13:41)
manao ahaona ry zalahy

tsy haiko ny dikan'io olako io ry zalahy amin'ny teny gasy , ary miala tsiny raha afeniko ny anarana fa complexé ihany ny bandy

Io ary ny olako ry zalahy; vao kivy be za io fa nisarahan'ilay sipako; tena tia ahy izy nefa noho io olako io dia nisaraka izy fa tia tena hono aho
misy azonareo hanampiana ahy ve?
Izy mantsy mba sipa comprehensive hatrizay, tena tiko koa , te hiverina aminy aho fa te hitady vahaolana amin'io pb -ko io aho aloha

asa ry zalahy na tara be loatra amin'ilay joba za na ahoana fa raha vao manorokoroka azy na orohany minitra vitsy tsy misy na inona na inona akory dia vita za

Tezitra mafy izy dia lasa ny farany , rehefa niaritra ela
mila vonjy za fa tiko izy
Misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 08/05/2008 23:18
2. jiolah ( 21/01/2008 08:40)
zao le izy:mba mikotrakotrana na sahala @ zany
de asio dem kely alohan'akta ( tsy atao be an)
de tsy mila mifantoka be @ entana fa zay le mahavoa
:twisted::twisted::twisted:
3. zoubelou ( 22/01/2008 12:53)
Raha tena tia anao izy dia tsy tokony nisarahany enao fa tokony niara-mitady solution. Tia tena ihany koa izy zany matoa enao nisarahany...Rehefa misy olana eo amin'ny couple dia tokony miara-mitady vaha-olana foana, raha tena matotra le fitiavana.
Courazy e!
4. soanja ( 23/01/2008 04:36)
Matetika hono ny fidirana na fiodinana faharoa no tena maharitra sy matanjaka ny lehilahy ka asa na mety aminao io. Zany hoe alohan'ny hifankahitana dia ataovy izay mety.
5. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:47)
ny tian'i soanja lazaina izany dia hoe alatsaka moramora any ambadika any ny fiodinana voalohany yyy?
rehefa sur hoe "hisy fihodinana" androany
6. soanja ( 24/01/2008 03:49)
ikaretsaka:

ny tian'i soanja lazaina izany dia hoe alatsaka moramora any ambadika any ny fiodinana voalohany yyy?
rehefa sur hoe "hisy fihodinana" androany


Ia!

Fa ny tena izy raha ny zavatra novakiako sy nianarako dia ianarana ny fitazomana an'io ary tena ampiasaina atidoha sy concentration goavana tokoa. Somary asiana meditation kely aza handinihana zavatra hafa hanadinoana izay manahirana. Mila matanjaka ara-batana sy ara-tsaina ilay lehilahy.
Ka raha vao bandikely vao roa ranonorana aloha dia mbola mety tsy ahavita zany satria matetika ny fitiavan-tena no manjaka ary ny maika no filamatry ny vatany.

Voizo ny lakantsika Razandry!



7. booboo ( 24/01/2008 07:48)
8O bandy kely roa ranonorana izany tsy mbola ao an-tsainy ny hoe ahoana ny hatao tsy hampisy ejaculation précoce...ao anatin'ny stade n'ny mahafantatra ny vatany izy @ zany...
8. Rasiligaoma ( 24/01/2008 08:33)
age de puberte +2 ny hoe 2 ranon'orana ry booboo an:lol:
9. ikaretsaka ( 24/01/2008 18:12)
zazakely 2 taona tokao ve hi sexe
10. xxx ( 30/01/2008 14:06)
misaotra betsaka amin'ny torohevitra omenareo ry zalah

iny "fihodinana faharoa "iny aloha tena sarotra mandainga fa tsy mbola tao an-tsaiko!!

za koa botabota sy be kibo , tena tsy ampy kotrana mihitsy ka dia andramako ny torhevitrareo dia lazaiko ny tohiny

ny famerenana ilay jobako koa mbola asa be
11. soanja ( 30/01/2008 16:30)
Eo ampifandraisana aminy eo dia resaho foana izy. Aza alefa betsaka any amin'ny zavatra atao ny saina fa izay mahafinaritra resahina eo sady mihetsika ihany. Anontanio ny zavatra mahafinaritra azy izy. Esory mihitsy izay manahirana refa mitady tsy ho tana. Izy mandeha aloha vao ianao raha tsy mbola arakao ny mampifandray azy. Omeo azy ny laharampahamehana. Aleo tsy misy n'inona n'inona toy mijabaka.

Aza manahy izay efa lasa fa iny efa vita. Sipa vaovao sy stratejia vaovao indray hatrehana.
Ie mety mihitsy le hoe mikotrana kely aloha mampiakatra muscle fa io sandry mibontsina io tena mahalasa adala ny vehivavy tsy manana azy!
12. Naso ( 03/02/2008 19:48)
tandremo nefa fa ra fiodinana faharoa ary ny sasany mbola misy tonga d lasa iany noho izy mbola roa ranonorana. torohevitr iany ty ra mety.manaova sport malefaka rehef iona @le job zany oe masteva ,tandremo nef so be lotra ka ts misy tson avy eo,ts oe ts misy tson mo zany fa oe so ts velona ndray avy eo. zany oe ny fiodinana voloany zany zay no anaovana azy.
13. xxx ( 21/04/2008 08:26)
mihinana cola e mdr hihihihi tonga de vao vita ny premier tour de tsy ho ela de ho avy ny deuxieme tour ary eo no tena ahatsiro lay voalohany mantsy mbola ANDRY tgv fa lay faharoa zay vao lakana mdr
14. xxx ( 08/05/2008 23:18)
miverina za mba misaotra anareo fa nisy nahomby ny torehevitra ry zalahy
efa mahay miaritra tsara ny tenanay, ary ni_reclame b ndray aza ilay sipa !!!!
misaotra betsaka é
mbola mila fanazarantena kely iahny aloh na d zany aza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2852