femme de menage

1. olomboavonjy ( 19/01/2008 11:08)
ahoana ny hevitrareo @ ity hoe :misy olona tsy te hanao femme de menage (aty france io) fa dévalorisant fa aleony miasa birao manao 35 heure de mandray 900euros net eo ; kanefa @ izao 17euros brut par heure ny karama raha atao ny kaoty raha miasa 35 heure fotsiny ilay olona de mandray eo @ 1400euro net ho eo
novalian'i kiadi ny 04/02/2008 17:19
2. endrika01 ( 19/01/2008 15:15)
Satria mafy ny asan-trano ka aleo miasa birao. Tsy henatra akory fa,ny vatana no tsy en forme tsony!!!
3. sakaizakely ( 19/01/2008 17:08)
taiza kou no nahitan'i olonavoavonjy an'izany ? :roll:
mahita lazaina :-/
4. ikaretsaka ( 19/01/2008 21:18)
d'acc @ le hoe ny hamafin'ny asa koa mikaonty io fa tsy ny euros fotsiny
5. Papoose ( 20/01/2008 01:53)
mety tsy ho vitan'ny 500 euro fotsiny anie ny fampodiana ny aina eee!! na devalorisant io na tsia!
6. olomboavonjy ( 21/01/2008 11:38)
sakaizakely tena marina io teniko io pyény chèques emploi service ianao 17euros brut raha net izany de eo @ 11 euros eo ny net

i karetsaka sy papoose
ialahy anie tsy voatery hanao 35 heure e ilay asa par heure anjaran'nialahy no misafidy hoe firy heure no ataon'ialahy izay zakany ain'ialahy
misy namako iray mantsy nanao de 4 heure par jour ihany no nataony ny maraina fa ilay ranamana iray no tsy nety fa hoe aleo asa birao raha misy nefa tena mitaraina izy hoe mba hitadiavo asa any

ny manao menage koa anie tsy mafy ohatran'ny ao atokatrano ihany ny maha samy hafa azy fotsiny de hoe ny iray pye ny iray tsy paye :?:
7. sakaizakely ( 23/01/2008 15:44)
ndry kou ry voavonjy an !

manao firesaka GVT :-D:-D:-D

tsy maharaka akory ny realité n'ny fiainana de tonga de...

efa nahita contrat na mpiasa trano ve ndry klou e ? Matetika dia temps partiel ihany izy ireny zany hoe tsy mahafeno 35h/semaine akory, 2h etsy, 5 h ery, 3 h atsy sns... Raha mahita aza, dia lany fotoana mivezivezy eny, ny toerana iasana mifanalavitra

zany namandry zany 4h/jour fotsiny no hitany, mino aho fa tsy safidiny io. Vitsiana de vitsiana ny mahita contrat à temps complet. Ny fotoana bloqué fotsiny am le 4h / jour, zany hoe 20h/sem fotsiny ary tsy azo antoka hahita hamenoana azy dia vonona ny handray karama kely izy, mais au moins temps complet

Tsara vintana tokoa angamba matoa mahita 4h de ménage ny tolakandro hamenoana azy.

Izao no tena realité retsy mba ho fantatrindry a !

http://fr.news.yahoo.com/afp/20080122/tfr-social-services-emploi-prev-b7b6525_1.html

tsara ho fantatra koa

http://www.urssaf.fr/profil/particuliers/baremes/baremes/les_salaires_minimums_01.html

8. xxx ( 23/01/2008 17:49)
ary i zakaizakely kosa ve mba efa nahita contrat na femme de menage amina societe, sa le ao atranonareo ihany? misy ary betsaka ny mihoatra ny 35h, fa le ao aminareo ireny vadin'asa fotsiny no ataony ao hihihi
9. olomboavonjy ( 23/01/2008 21:48)
xxx na de tsy societe aza fa particulier emiexiste io

sakaizakely enao zany anie ka tsy mahita afatsy ny eo @oronao e


chez un seul particulier io chiffre resahiko io ary miexiste manao plus ny 39h koa aza raha mifanaraka tsara ianao sy ny patron de tsy déclaréna:-@:-@:-@:-@
10. sakaizakely ( 23/01/2008 22:15)
aza mba domadoma ry voavonjy fa matoa nivoaka omaly io article t@ rohy nomeko anao io dia misy antony fa tsy noforomporonina hanadalana anao fotsiny

ny particulier ry madama tsy mampiasa olona 39h zany a ! tsy manana toetsaina mampiasa olona toy ny any Madagasikara ny frantsay, ary tsy maharaka an'izany koa ny pouvoir d'achat ho an'ny ankabeazan'ny vahoaka fa tsy ny vavoroko ihany =))=))=)) misy de manonofy antoandro :-D:-D:-D:-D

resaka légale no atao fa tsy miklandy toy ny haofotsinao

tombontsoa ho anao ihany koa ny fi déclarer-na ny asa atao satria mampitombo ny points retraite-nao izany. Mba diniho ny ampitso tsy hiraparapa fa tsy mifaly @ kely androany fotsiny
11. tess ( 23/01/2008 22:19)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
resaka légale no atao fa tsy miklandy toy ny haofotsinao
12. sakaizakely ( 23/01/2008 22:21)
tess> fita kou

13. kiadi ( 04/02/2008 17:19)
raha ba zah moa no haofotsy mi-klandy any @ fasaly an! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959