Hopitaly Manakara

1. soanja ( 19/01/2008 03:36)
Azafady indrindra maika be, sao mba misy mahalala raha misy hopitaly goavana ao Manakara na karazana Hopitaly afaka hitsaboana tsara ka misy ny zavatra ilaina rehetra na dokotera mpandidy sns....

Ireto no zavatra mba ilako valiny maika

1- Misy Hopitaly izay ankatoavin'ny US State Department na ry zareo ao amin'ny Peace Corps ve ao Manakara?

2- Karazana fitsaboana manao ahoana no omena ao amin'ireo toerana ireo. Mpitsabo ohatran'ny ahoana.

3- Adiresy sy laharana telefona azo iantsoana ireo toerana ireo.

Misaotra indrindra mialoha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2841