Filohampokontany!

1. xxx ( 18/01/2008 10:04)
POLITIQUE

ERIC RAKOTOARISOA

« Le préfet de police équivaut au titre de chef de district »

La nomination des chefs de fokontany par le préfet de police fait l’objet de contestation à la base. Cette réaction pourrait être expliquée par le fait que la population ne comprend pas le statut de cette autorité ni celui des fokontany. A Jean Eric Rakotoarisoa d’en apporter les explications. Interview.

• Les Nouvelles : Les observateurs confondent les notions de déconcentration et de décentralisation. Quelle en est la différence ?

- Jean Eric Rakotoarisoa : Les autorités déconcentrées sont des représentants de l’Etat travaillant dans les régions et les communes. Les responsables qui assurent les services de la déconcentration sont, en principe, des autorités de nomination. Ce qui fait la différence avec la décentralisation. Les collectivités territoriales décentralisées sont dotées d’une certaine indépendance des moyens financiers, humains et matériels.

Etant hiérarchisé à deux niveaux avec les régions et les communes, ces collectivités sont dirigées par des autorités élues. Raison pour laquelle, les maires sont élus au suffrage universel direct. Quant aux régions, la Constitution prévoit que les personnes dirigeant cette collectivité soient élues.

• Qu’en est –il du cas des fokontany ?

- Les fokontany sont des services territoriaux déconcentrés. Ce sont des organes rattachés au pouvoir central représentant l’Etat au niveau des communes. En tant que collectivités déconcentrées, les personnes assurant la direction de cet organe sont des fonctionnaires d’autorité, donc nommés.

• Le mode de nomination des chefs de fokontany, surtout dans la capitale, fait l’objet de contestation par la population. si on se réfère à la loi, à qui appartient cette prérogative ?

- Les chefs de fokontany travaillent dans la déconcentration. Ils doivent de ce fait être nommés par leurs supérieurs hiérarchiques : les chefs de districts. En principe, ce sont des autorités de nomination. Ce qui n’exclut pas cependant la possibilité pour la base de proposer des noms au cours de l’assemblée générale et de les proposer au chef de district.

• Quid du préfet de police ?

- La Commune urbaine d’Antananarivo bénéficie d’un statut particulier. La capitale est très étendue, et l’on ne peut donc pas la considérer comme un seul district. En effet, si l’on tient compte de l’étendue des autres districts dans les communes rurales, l’étendue de cette ville équivaut à trois districts. De ce fait, un chef de district ne suffit pas à assurer cette grande machine administrative. Et c’est le préfet de police qui en est l’équivalent à Antananarivo. Auparavant, la structure de la déconcentration était à deux niveaux : la préfecture et la sous-préfecture. Les textes ont évolué, la sous-préfecture a été assemblée et forme actuellement la préfecture de police.

• Le maire de la ville des Milles a sollicité sa participation, ou tout au moins sa consultation quant à cette nomination. En a –t-il le droit ?

- La nomination des chefs de fokontany par le préfet de police est le principe. Nonobstant, cela n’exclut pas la possibilité pour le maire d’être consulté par le préfet de police quant aux propositions de noms. En effet, les chefs de fokontany exercent leur fonction au niveau des communes, en tant qu’administration de proximité. De ce fait, il serait idéal que le maire puisse proposer des noms au préfet de police ou tout au moins que ce dernier tienne compte de son avis. L’objectif c’est de pouvoir assurer sans conflit la bonne marche de l’administration.

Propos recueillis par Manohisoa

© Copyright 2004 - 2007 et droits réservés à http://www.les-nouvelles.com





novalian'i Steef ny 13/09/2018 05:38
2. Jeankely ( 18/01/2008 10:20)
Raxxx moa nanome ny resaka navalin'ny olona fantadaza amin'ny resaka lalàna. Ny ahy ny zavatra lazaiko fotsiny dia hoe ny fokontany no fototra ka rehefa ny fototra no mihozongozona dia hainao ny fiafarany. NOho izany tsy any mihintsy no avela hisy olana satria famonoana tena izany. Na manana fahefana sy lalàna ianao dia tsy maintsy tandrovanao ny fotondra mba tsy hianjeran'ny tenabeny. Izay mahay maharitra ela fa rehefa mitamatama dia hitan'ny karatra eo ihany ny fiafarany. Raha Filohampokotany tsy mifanaraka amin'ny tian'ny olona anaty fokontany moa na ara-dalàna aza tsy mitondra vokatra soa ho an'ny mpitondra.
3. badboy ( 18/01/2008 10:31)
Fameux Eric.
Za nianatra teny ankatso taloha de prof de droit constitutionnel ranamana!
Enjana izy ra ny toepahaizana no jerena, fa mihenjana koa eo @ fandinihana omeny! Tsy misy mihintsy fampitahana ny "légitimité" sy ny "légalité" ary ny "efficacité"!!
Légale tsy midika hoe légitime!! Sa fohy fitadidy ranamana ka adinony ny fangatahana ny "légitimité"-ny fifidianana t@ 2001 nahatonga andRavalo ho filoha????

Tsotra fotsiny, tsy mirindra ny lalampanorenana mikasika ny fanendrena ny filohampokotany! "Déconcentration" teny nindramina t@ frantsay zay tsisy mahadika azy @ teny gasy! Ny mahagaga de tsy atr@ farany no ampidirana azy ao anatin'ny fifidianana satria ny frantsay zay tompon'io teny io dia efa ela no nifidy ny filohan'ny fokotany fa tsy tendrena tahaka ny ataotsika!!
Ny décentralisation aty andafy dia mifjanona eo @ Prefet (de région, de police)!! Ny commune dia ny feombahoaka no manendry izay olona tiany hitondra ny commune! Torak'izany koa ny arrondissement...(fokotany)! Io ny éfficace ary lasa légale sady légitime aty andafy!

Mila manao mise à jour kely angamba ranamana!
4. Jeankely ( 18/01/2008 10:35)
Allo badboy an!!!
5. tenagasy ( 18/01/2008 21:13)
Izaho ihany ilay nanokatra ny lohahevitra!

Ialàna tsiny raha nataoko xxx; ny antony dia mba haha-"neutre" tsara ny ady hevitra hoe: mety ve sa tsia?
Raha vao maneho ny anarako manko aho dia mety hanova avy hatrany ny fandraisantsika azy. Aza manahy fa rehefa @ ilàna azy dia miseho tsara hatrany aho. Izao aloha no hitako hoe mampety azy.

Ny fijeriko: izao rehetra izao dia toa zary manamaivana ny maha vahoaka ny vahoaka!
Fa isika ve olona tarihina amin'ny lohan'orontsika e?
Miala tsiny aloha fa raha ny zava-misy dia toa manamarina izany.
Ny antony?
Raha i Ra-anona no eo dia toy izao isika! Raha i Ra-anona kosa dia toy izao.
Na koa hoe: Raha vô ra-anona no eo dia tsy afaka hanao izao isika....

Izany ve tsy midika fa tsy ny vahoaka kay no tompon'ny fahefana sy ny fanapahana?

Toy izany koa ireo mitondra:
Raha vao r'i anona no eo de ho toy izao sy izao ...

Mba ny tena soa ho an'ny tanindrazana sy ny vahoaka marina tokoa vare no tanjona raha izany sa resak'hetotra fotsiny ihany eh?

(HITOHY)

6. badboy ( 18/01/2008 22:38)
badboy:

Fameux Eric.
Za nianatra teny ankatso taloha de prof de droit constitutionnel ranamana!
Enjana izy ra ny toepahaizana no jerena, fa mihenjana koa eo @ fandinihana omeny! Tsy misy mihintsy fampitahana ny "légitimité" sy ny "légalité" ary ny "efficacité"!!
Légale tsy midika hoe légitime!! Sa fohy fitadidy ranamana ka adinony ny fangatahana ny "légitimité"-ny fifidianana t@ 2001 nahatonga andRavalo ho filoha????

Tsotra fotsiny, tsy mirindra ny lalampanorenana mikasika ny fanendrena ny filohampokotany! "Décentralisation" teny nindramina t@ frantsay zay tsisy mahadika azy @ teny gasy! Ny mahagaga de tsy atr@ farany no ampidirana azy ao anatin'ny fifidianana satria ny frantsay zay tompon'io teny io dia efa ela no nifidy ny filohan'ny fokotany fa tsy tendrena tahaka ny ataotsika!!
Ny Déconcentration aty andafy dia mifjanona eo @ Prefet (de région, de police)!! Ny commune dia ny feombahoaka no manendry izay olona tiany hitondra ny commune! Torak'izany koa ny arrondissement...(fokotany)! Io ny éfficace ary lasa légale sady légitime aty andafy!

Mila manao mise à jour kely angamba ranamana!



7. Jeankely ( 19/01/2008 02:16)
Dadany indray ity fikan'ny Juriste, badboy mamerina badboy ity. Ny vahoaka no mifidy fa rehefa voafidy ilay olona dia lasa solontenan'ny vahoaka. Ny ataony izany ve hevitry ny vahoaka sa ny heviny amin'ny maha izy azy? Raha amin'ny maha-olona notendrena ilay Filohampokontany dia mety hoe fahaizana manokana no nanendrena azy koa raha hita tsy nandroso ilay toerana dia manana fahiazana manokana ve ry zalahy? HIta mazava fa tsy nahasakana ny olona ny hifidy TGV ny fisian'ireo Filohampokontany teo aloha ireo. Ary tena misy aza nohon'ny fitiavany hanoloana ireo no nifidianana TGV. Hazakazaka ambany fandriana io izay mitraka vaky loha fa akaiky kely anie izany 2012 izany e. Dia efa homano izay hatolotra sao tsy mahita eo koa @'izany andro izany.
8. badboy ( 19/01/2008 08:34)
Jeankely:

Ny ataony izany ve hevitry ny vahoaka sa ny heviny amin'ny maha izy azy? Raha amin'ny maha-olona notendrena ilay Filohampokontany dia mety hoe fahaizana manokana no nanendrena azy koa raha hita tsy nandroso ilay toerana dia manana fahiazana manokana ve ry zalahy? HIta mazava fa tsy nahasakana ny olona ny hifidy TGV ny fisian'ireo Filohampokontany teo aloha ireo. Ary tena misy aza nohon'ny fitiavany hanoloana ireo no nifidianana TGV. Hazakazaka ambany fandriana io izay mitraka vaky loha fa akaiky kely anie izany 2012 izany e. Dia efa homano izay hatolotra sao tsy mahita eo koa @'izany andro izany.


Inona ny tanjona rehefa hanatontosa zavatra iray, ny hahavitana azy @ fomba matotra sy mirindra sa ny hahavitana azy aradalana sy mitsitaingitaingina?

Io no adihevitra apetraky ny mpifanandrana 2 (prefet de police vs Andry TGV)!

Inona no tokony ho vahaolana : ny fampidirana ny "décentralisation et déconcentration atr@ farany"!!! Maninona no indramina ilay teny rehefa tsy hampiasa azy atr@ farany??? Sa fitiavana te hampiseho fotsiny hoe izahay koa ange ka tsy gisitra fa maharaka??
Misy lanjany ny teny rehetra ary misy dikany manokana (faralahy tsy hitovy mandrakizay @ faravavy)! Aoka ny fihetsika hifanaraka amin'izay tiana ho lazaina ary aoka izay ilay miteniteny foana sy fampiasana teny tsy voafehy sy voalanjalanja (avadiho impito ny lela alohan'ny hitenenana)!

Rehefa fotoanan'ny "propagande" dia mangataka ny hevitra sy ny hetahetan'ny vahoaka ny mpilatsaka ho fidiana. Tsy vitan'ny hoe maneho ny heviny ilay milatsaka ho fidiana fa mandray ny hevitrin'ny mpifidy ka manaiky fa hanao izay hahatanterahan'ireo hetaheta ireo. Rehefa tonga eo @ fitondrana anefa ilay voafidy dia ny heviny ihany sisa no tanterahany fa ilay hetaheta nolazainy ho tanterahany sy isan'ny nahatonga azy ho lany adino tanteraka!!
Iza izany no mpamitaka ary iza no voafitaka?? 8)





9. tontavao ( 19/01/2008 14:23)
N'inon'inona fanazavan'iza n'za ny fahitako ny rafitra momba ny fitsinjaram-pahefana dia mikorontana ambony ambany tsy misy ilàna azy.
Aiza ve ka Region-District-commune-fokontany.
Tsy hitako loatra izay mahasamya hafa an'ireo dans la pratique fa antaratasy fotsiny no atao hoe: Deconcentration sy decentralisation fa any rehetra any ny Chef de region sefon'ny Chef district, ny chef district sefon'ny Maire ary ny maire sefon'ny Chef de fokontany.
Miezaka mba manazava ny ao amin'ny fitondrana fa tsy mazava mihitsy fa izay no hita any rehetra any.
MIFANGARO VORAKA NY AO AMIN'NY ministere de l'INTERIEUR SY NY ministère de la DECENTRALISATION n'inon'inona fanazavanareo.
Ny tena mba miavaka izao dia ny DAA ihany mba mazavazava kely ny momba azy.
Vita ny fandraisana anjara veloma daholo fa miala any ny censure
10. badboy ( 19/01/2008 17:37)
tontavao:

Tsy hitako loatra izay mahasamya hafa an'ireo dans la pratique fa antaratasy fotsiny no atao hoe: Deconcentration sy decentralisation fa any rehetra any ny Chef de region sefon'ny Chef district, ny chef district sefon'ny Maire ary ny maire sefon'ny Chef de fokontany.
Miezaka mba manazava ny ao amin'ny fitondrana fa tsy mazava mihitsy fa izay no hita any rehetra any.
MIFANGARO VORAKA NY AO AMIN'NY ministere de l'INTERIEUR SY NY ministère de la DECENTRALISATION n'inon'inona fanazavanareo.


Ka ho avela hikorotana sy tsy hilamina @ zao ary ve? sa kosa misy azo atao ohatra hoe ianao no mandefa taratasy any @ ministeran'ny intérieur sy ny décentralisation manazava ny tena hiérarchisation tokony hipetraka satria ny fanazavanao dia hita avy hatrany hoe tompony ny fahalalana ny lalana fa tsy mpindrana!!!
Ary sao kosa hoe ao anatin'io korotana io no ahafahan'ny sasany mandika lalana sy mandrafitra ny politika tsitaingitainginy?


11. Jeankely ( 20/01/2008 02:13)
Ianao Juriste hivoaka mahay lalana no tokony andefa taratasy any=))=))=)). Izahay tsy nahita Pararantsa
12. xxx ( 20/01/2008 16:47)
république de fou!!! on fabrique les lois à ses guises!

Nino ve nareo fa ra rafaly no lany teo dia naverina io làlana io????
13. xxx ( 20/01/2008 18:23)
resaka filoham-pokontany ve ry namana isany dia iadian-kevitra lalina ,ekena aloha fa ny fokontany no rafitra manakaiky ny vahoaka indrindra,ka amiko ny filoham-pokontany dia "marihiko tsara AMIKO"dia tsy ilaina olomboafidim-pokonolona,satria raha ny zavatra niainako,tsy haiko angamba raha niaina izany koa ianareo,fa rahefa tsy mpiray antoko...dia voailika ary tsy henoin-teny,betsaka ny soson-kevim-pokonolona hanovan-javatra fa tsy misy tanterahina satria tsy hevitrin'ny Antoko na ny deba ny tanana ka manindry ny filoham-pokontany,fa raha olom-panjakana voatendry no ho filoham-pokontany tompon'andraikitra amin'izay nanendry azy mivantana izy ary rahefa tsy mahavita ny asany amin'ny ilain'ny nanendry azy sy ny vahoaka izy dia esorina,fa raha voafidy izy ny ankabeazany dia tsy miraharaha izay nifidy azy akory,ianareo ao an-dRenivohitra sy an-tanandehibe moa indrindra ,dia mba firy aminareo moa no mba mamonjy fivoriambe-pokontany?fa matetika dia ny vahoaka madinika sy ny mafy ady ao amin'ny fokontany no mameno ny fivoriambem- pokonolona,indraindray aza moa ny an'ny sasany rahefa milaza tsy afaka ny zanany solontenany dia ny mpiasantranony no alefany mba tsy hiaran'ny DINA,izany sy ny maro tsy voatanisa dia ahitana taratra fa tsy matotra ary tsy tena mbola manana fahavononana tena handray ny andraikiny farany kely eny anivon'ny fiaraha monina ny toe-tsain'ny Malagasy maro,ka aza dia iadiana hevitra lalina loatra ny rafim-pitondram-panjakana, misy fa na Maire na Prefet de Police no manendry filoham-pokontany,na ny vahoaka no mifidy,na deconcentration io na décentralisation na olom-bitsy io na vahoaka,raha mbola tsy ahitam-baha olana avy aminareo mpitondra sy olom-boafidy ireo "aiza ary inona no tena hanalana ny fahantrana sy ny fahorian'ny vahoaka amin'ny fiainany amin'ny ankapobeny,dia tsy hisy raha hanjary eo,fa na ataonareo ,Polisy,Zandary,Miaramila,na mpahay lalàna, na Akama sy mpiray Antoko eny fa na dia ho fidiana aza ny filoham-pokontany ,raha tsy ny ady amin'ny fahantrana eny anivon'ny vahoaka no voavaha ,dia resaka ambony latabatrareo mpitondra sy olom-boafidy daholo ireo,satria ianareo misôsy daholodaholo na manan-katao,fa ny mafy ady miady amin'ny fiainany isan'andro fa ny anareo ireo mitombo foana,koa aza lanianareo andro amin'ny resaka tsy takany ny vahoaka,fa ny asa nifidianana sy nampanantenainareo ireo no arosoy,dia vita KABARY .
14. badboy ( 20/01/2008 18:50)
Ka maninona moa ary no tsy tonga de fohanana tsotra izao le fokotany raha toa ka tsy dia tena misy zavadehibe ampiasana azy loatra akoatran'ny fanaovana "copie de naissance" (copie integrale tsy maintsy any @ firaisana)???8)8)
15. Jeankely ( 21/01/2008 10:26)
Fa manino ary no manao xxx ity. Mifangaro ao na ny mpanohana na ny mpitsipaka. Efa hoe izay hevitry ny tsy mipetraka any Madagasikara hono no mahasoa an'i Madagasikara satria tsy hain'ny mpitondra ny mahasoa ny vahoaka. Mba henoy ny hevitra avy andafy na mbola tsy nivoaka mahavita fianarana aza ry zalahy.
16. xxx ( 21/01/2008 15:02)
Izaho manao xxx io eo ambon' ny "badboy" dia voalohany aloha tsy any Madagasikara,ary ny fiheverako raha mijery ny resaka politika aho dia sady tsy mpanohitra aho ary tsy mpomba be fahatany ny mpitondra koa,na olona nianatra sy manam-pahaizana be momba ny resaka politika sady tsy mpanao politika,fa gasy ny tenako ary tena olona niaina sy mahalala an'i Madagasikara hatrany Diégo ka Fort Dauphin ,ka hatrany amin'ny fokontany mety tsy fantatrin'ny fanjakana akory aza ny toerana sy ny fisiany ,fa ny anarany fotsiny no mandalo ao amin'ny Ministeran'ny Interieur ao sy ny honohono momba azy,ka matoa aho miresaka ny zava nisy sy misy any Madagasikara ,dia olona mahalala tsara,tsy boky na tantara na resaka sy fianarana no nanovoizako ny fahalalana ny ny ambarako fa hitako sy niainako ary nolalovako sy tsapako,ka tsy hilaza habobo sy izao sy izao ny tenako fa ireo voalazako ery ambony ireo dia na inona ezaka hatao hampandrosoana ,na inona rafitra politika na rafim-panjakana tiana hajoro hataon'ny mpitondra na izay rehetra milendalenda hitondra io Madagasikara io sy hoan'ny Malagasy,dia izao no tokony ho fantatra misy toe-tsaina maro tsy maintsy arivina ho iray ao Madagasikara ao ary tsy maintsy itadiavam-baha olana haingana dia ny fivoahana amin'ny "Fahantrana"satria ny olo mahantra dia tsy dia afaka handany fotoana handinihana fa ny Kibo sy ny tsinay no mibaiko ny sainy aloha voalohany indrindra,ka ny faniriany voalohany dia ny ahita harapaka,ny tsirairay anefa tsy afaka hanao na inona fa anjaran'ny mpitondra sy izay manana na nomen'ny vahoaka ny fahefana no manantanteraka izany sy mitady vaha olana amin'izany fa tsy ny fanaovana resabe sy tsikera ary filam-boatsiary akory fa ny lalàna dia lalàna ary izany no tsy maintsy iaingana satria io rafitra io no nahatonga anao hitondra eo,fa amiko any amin'ny tany Mahantra tsy ilaina ny DEMOKRASIA toy ny aty amin'ny Tany efa Mandroso satria ny toe-tsaina samy hafa,kanefa kosa tsy midika izany fa tsy ho hajaina ny ZOn'olombelona,ka raha resaka filoham-pokontany tsy izany no andaniam-potoana sy ampisaina ny fahaizana,nefa efa hita hatramin'izay fa rafitra tsy mahomby io raha hianteherana,ary tena tsy ahomby mihitsy,satria lafin-javatra bediabe no sakana ao,fa raha atao fitaovam-panjakana hanamoraina ny filan'ny vahoaka taratasy sy ny sisa dia mety,fa raha fampandrosoana,dia angamba any amin'y taona 2500 any ho any vao mety hisy ny fandrosoana raha hisy efa mety ho mondialisé daholo angamba amin'izany.
17. Jeankely ( 22/01/2008 08:05)
MIsy tsy azondRaxxx kosa angamba. Ny zavamisy anie Raxxx ka tsy mifanaraka amin'izany e. Misy ny filohompokontany efa tsy izy ary ireny no tiana soloina fa tsy ny mahavoa akory. Raha ny fanovana fahatany dia adalana indray. Izay ahasoa sy ahampivoatra ilay toerana no zahavina koa inona no maharatsy ny analana ny voakazo lo?
18. Steef ( 13/09/2018 05:38)
Eny e, ekena fa zany tokoa, nefa mbol ho avy ny adi hevitra goavana fa androany zah mbola tsy mahita ambara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.373