zaza manana fahasembanana

1. yonikafopl ( 17/01/2008 11:38)
Hono ho aho ry ireto, enga anie ka tsy hisy ity zavatra ity, fa raha eo amin'ny toeranareo, raha sanatria miteraka zaza manana fahasembanana, malemy tsy afaka mihetsika ohatra, dia inona no ataonareo? hamela azy ho velona hiaina sy hijaly amin'iny fahasembanany iny sa hamono azy ho faty ilay vao teraka iny??
novalian'i kelly13 ny 22/01/2008 09:17
2. sakaizakely ( 17/01/2008 12:08)
tsy azo atao ny mamono olona donky ze tonga eo de raisina ampitiavana fôna sy karakaraina

tsy nisy fanarahamaso ve tam bevohoka ? Raha hita tam zany manko dia mbola afaka manao interruption de grossesse thérapeutique sanatria

3. yonikafopl ( 17/01/2008 14:12)
sakaizakely, misy nge normale ilay zaza ao ankibo , fa ny fomba nivoahany, no naha sembana azy e, betsaka izany tranga izany aty Liban.
Fa asa na za no tena mafy fo , na tsy mananjanaka de tsy mahalala ny hasarobidin'izany zanaka, fa raha eo amiko ny toerana dia aleoko izy mbola tsy niaina ela no afoy toy izay hahita azy hijaly mandritra ny androm-piainany. Tena ratsy toetra sy mpamono olona ve zany za???
4. yonikafopl ( 17/01/2008 14:50)
Asa na ny saiko no lasa lavitra loatra na za no efa misy kely, faa rehefa mandinika aho dia tsy mety resy lahatra mihintsy hoe hamela ilay zaza hijaly mandritra ny androm-piainany
5. kelly13 ( 17/01/2008 18:51)
fomba fijery ety ivelany ankia io ry yonikafopl (sambak'izay za nanoratra ny ps-njy d sahirana b za hihihi) fa refa anjy le zàzà d tinjy fôna. mahavariana ange ankia ny fitiavanjanaka e! tonga @ le fitenenana oe "mahazaka maniraka"
6. penina ( 17/01/2008 18:56)
Izaho koa efa nanao ohatra izany taloha.

Fa nony nandinika aho dia misy mahavita zavatra be ireny. Misy businessman nefa botry kely ny tanany ilay.
jamba nefa mpitendry fanta-daza: Ray Charles.
Amin'ny fizika koa izao ohatra dia misy malemy tsy mahaetsika izay, nefa anisan'ny tena mahay indrindra.
7. yonikafopl ( 17/01/2008 20:28)
kelly13 hihih njy kou mampme,tena hoe tsy zanaka naterako tokotrany ngamba no mahatonga ahy hisaina toy izany ooo,

Matetika tokoa kalou raha sembana ara-batana ,fotsiny dia tena intello be ry zareo ee, fa raha sady ilay sembana ny vatany no sembana koa ny sainy no tena gravy ngamba.
8. ikaretsaka ( 17/01/2008 21:29)
yoni> tsy fantatrao fa sady bady flegma no maditra no voan'ny TB no ela vao nandeha.. ary nirin'ny RAR ho faty
no lasa hoe Einstein
9. yonikafopl ( 18/01/2008 10:15)
ika haiko io fa hitanao na ny RAD aza naniry ny hahafatesany.
10. ikaretsaka ( 18/01/2008 14:17)
izay manko... kanjo.....
izay ilay hoe aza atositosika ny ondry botry
11. diamondra27 ( 18/01/2008 17:54)
am volou de ny RAD tokony hifampijery any am dr aloha na compatible ny gpe sanguin na aona

de aveo miray etc

de teraka ny zaza

de tezaina


marina fa tsy mora ny manaiky we sembana ny zanako fa de refa eo izy de tsy tokony esorina intsony

raha mbola tsy vonona ilay RAD-ny dia asaivo mankany am reny association mikarakara sembana reny izy aloha hahita we tahaka ny ahoana ny zava-miseho sns
de ahita fa maanana zo hifaly izy ireny ary mi comprendre tsara ny zavatra retra entre guillemet
mila affection am RAD-ny , mila faharetana sy fanampiana am manodidina azy = accompagnement vie quotidienne

raha hitan'ny RAD izany de mety hiova ny fijeriny

lazao azy fa ny adalan'ny ol aza vonjena maika fa ny adalan'ny tena

avelao le ol hiaina e

12. niryna ( 19/01/2008 05:01)
diamondra27:

am volou de ny RAD tokony hifampijery any am dr aloha na compatible ny gpe sanguin na aona

de aveo miray etc

de teraka ny zaza

de tezaina


marina fa tsy mora ny manaiky we sembana ny zanako fa de refa eo izy de tsy tokony esorina intsony

raha mbola tsy vonona ilay RAD-ny dia asaivo mankany am reny association mikarakara sembana reny izy aloha hahita we tahaka ny ahoana ny zava-miseho sns
de ahita fa maanana zo hifaly izy ireny ary mi comprendre tsara ny zavatra retra entre guillemet
mila affection am RAD-ny , mila faharetana sy fanampiana am manodidina azy = accompagnement vie quotidienne

raha hitan'ny RAD izany de mety hiova ny fijeriny

lazao azy fa ny adalan'ny ol aza vonjena maika fa ny adalan'ny tena

avelao le ol hiaina e



=D=D marina izany mbola malaza ity hira ity hoe "tonga teto an-tany aho noho ny sitraponareo ,nefa dia avelanareo hitoreo."
_______________________________________________
Ny adalan'ny olona hihomehezana ary ny adalan'ny teny hitafian-damba.Mbola tsy eo aminao ilay toerana dia mety mieritreritra anizany hianao fa raha hianao sanatria no omen'Atra ilay zaza dia tsy ho sahy ny hamono an'iny .Sady tsy antsika no mamono ny aina fa Atra no nanome ary izy no maka.Nisy olona nalemy ,tsy afaka miteny,na milaza hoe noana ,na hoe hi pipy,fa dia tian'ny rar ilay zaza ary adidy lehibe teo amin'izy mivady.Nisy koa nalemy tsy afaka teo am-pandriana ary naharitra an-taoanany maro ilay izy vao maty,izay ilay hoe samy omen'Atra ny sahaza azy avy ,ary mila mijery tsara sy manara-maso toy ny voalazan'ny namana tsara vao mametraka .

13. ravakamalala ( 21/01/2008 18:55)
sakaizakely:
tsy azo atao ny mamono olona


marina tokoa izany, anefa avy eo

sakaizakely:
Raha hita tam zany manko dia mbola afaka manao interruption de grossesse thérapeutique sanatria


interruption de grossesse therapeutique ve tsy mamono olona?
14. nandrianina1 ( 22/01/2008 01:45)
=D tena mamano olo tokoa kay zany satria efa aina nampitsirina iny
15. nandrianina1 ( 22/01/2008 01:45)
mamono mantsy e!
16. nandrianina1 ( 22/01/2008 01:47)
HS kely vtivety> bezoro kelly:)
17. kelly13 ( 22/01/2008 09:17)
nanndrianina1>fa @ firy njy ty d efa mifoha ry ketaka? hihihihi, azouur njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2486