cysticercose

1. rvi ( 13/01/2008 08:30)
mitady fanampiana @fitsaboana cystycercose ankoatra ny praziquantel raha misy sy tokony hatao
2. lazounet ( 13/01/2008 10:06)
Manakory!

Any madagasikara misy zavamaniry atao hoe :"TSIKOBOKOBON-DANITRA" no itsaboana azy io. Tanehana atao tam-bavy àry efa hita mihitsy ny soa vitany. Ataovy izay ahazahoana azy io fa tsy ho diso fanantenana ianao.
Laza
3. tsiambaratelo ( 13/01/2008 12:53)
lazounet> Io ve ankia,tsy lay lazain-dry zareo eto LIBAN hoe
"cresson"anan-drano an-tanety!!!aty mantsy ataony
salade ireny,le kelikeky misy milaza azy hoe "voasarin'i kalavola"
4. lazounet ( 13/01/2008 14:56)
TSIKOBOKOBON-DANITRA no ahafantarako azy ary mitovitovy tokoa @ anan-drano izy io.Betsaka ny malagasy no mamboly azy eo an-tokotaniny. C'est une plante qui a fait ses preuves sur pas mal de victimes surtout si le ver responsable du mal n'a pas encore atteint la tête.
5. xxx ( 13/01/2008 15:52)
zà efa tratran'io ary somary nahery vaika ihany ny fihetsiny tamiko
tegretol no fanafody nohaniko nandrintra ny 3 ans dia sitrana fa nijanona 1mois tany amin'ny hopital aloha tamin'ny voalohany.
6. lazounet ( 13/01/2008 19:43)
Tsara vintana ianao zany. ratsy mihitsy rehefa tonga any @ ati-doha io biby io.
7. xxx ( 13/01/2008 20:07)
ka ny ahy anie any amin'ny atidoha e! fa tsara tsabo aloha isaorako an'andrimanitra. Irony ilay salade miaraka am nem antsisindalana irony no nahazahoako azy:?
8. lazounet ( 13/01/2008 20:23)
Justement, saika hanome conseil tsotra mihitsy aho, ho antsika rehetra na any Madagasikara na any ivelany:
Ny salady sy ny sakafo hanina manta rehetra dia tena tsy maintsy sasana atao madio tsara mihitsy vao aroso. Any madagasikara efa misy an'itony "sur eau " itony handiovana rano ary tena ilàna ny fampiasana azy.
Tena fitahian'Andriamanitra tokoa no nahavonjy anao ra xxx fa derao izy satria tena maro ny olona fantatro mitondra an'io biby io ao @ ati-dohany fa tena mijaly:toratorana lava,somary very saina, limite adala,lasa jamba.
Fa raha sanatria misy voa amintsika dia misotroa tambavy tsikobokobondanitra miaraka @ traitement allopathique nomen'ny dokotera.
(je suis tres serieux na dia be fananihaniana aza.)(l)
9. bobone ( 14/01/2008 07:55)
Misaotra anareo fa misy fanontaniana kely aloha e!
ahoana ny habean'ilay tsobokobon-danitra andrahoina!? de rano firy zinga no hatao aminy sa tsy misy fetra fa izay tiana hatao !??? de misotro azy maraina sy atoandro sy hariva ve azy sa tena hatao rano fisotro !mba hazavao kely sao lasa diso daozy reolona an! misy namako izay mantsy voan'izy io de le tegretol koa no hohaniny ! mampalahelo ny mahita azy fa mba hazavao tsara re fa hatoroko azy mba amin'izay sitrany izy e!
10. xxx ( 14/01/2008 08:10)
xxx:

zà efa tratran'io ary somary nahery vaika ihany ny fihetsiny tamiko
tegretol no fanafody nohaniko nandrintra ny 3 ans dia sitrana fa nijanona 1mois tany amin'ny hopital aloha tamin'ny voalohany.


izaho tsy Dokotera fa ny tegretol va tsy hanajanonana ilay crise fotsiny fa tsy manala ilay kankana

ilay olona fantatro tegretol + zentel no nomen'ny Dr azy

izaho ho aho tsy Dr fa izay no mba kely fantatro e
11. magloop ( 14/01/2008 10:24)
za ko efa tratra io cysti io fa ankotran'ny fanafodin'i dokotera de nampiasa vovoka bois de rose hoanina isa maraina za.sy voana papay 20isa hoanina @ alina alohan'ny hatory mandritra ny 3 andro.zay alo fa nety t@ko le izy e.andramo iany
12. kantokoely ( 16/02/2008 22:00)
Ny zandriko koa efa tratran'io fa ravi- tsaonjo no nahafaka anazy amin'ny atoandro atao laoka mihintsy lay izy dia amin'ny hariva atao vary amin'anana dia tsy leo izy satria izy mbola kely tam zany (8ans) dia tsy izahay no niaraka leo taminy an'ilay ravi tsaonjo teo fa avy eo izy sitrana an dia mivavaka koa ange manampy eh!mirary soa lay bois de rose koa tsara fa tsy nety taminy
13. rinahwilly ( 07/01/2015 11:09)

rvi:

mitady fanampiana @fitsaboana cystycercose ankoatra ny praziquantel raha misy sy tokony hatao


tena marina v le oe vovoka bois de rose afak itsaboana cystycercose,de aona n fomba fampiasa azy,de afiriana??misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7342