Anti-palu sy moustiquaire
1. xxx
(
10/01/2008 14:23)
Misy moka ve any dago ny volana juillet (ao tana) ? mila mimpiasa moustiquaire ve ?
nareo ve nihinana fanafody anti palu ? de inona le fanafody ? tsy mavesatra be ve hoan'ny ankizy ?
misaotra mialoha
nareo ve nihinana fanafody anti palu ? de inona le fanafody ? tsy mavesatra be ve hoan'ny ankizy ?
misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 11/01/2008 08:30
2. niryna
(
10/01/2008 18:10)
xxx:
Misy moka ve any dago ny volana juillet (ao tana) ? mila mimpiasa moustiquaire ve ?
nareo ve nihinana fanafody anti palu ? de inona le fanafody ? tsy mavesatra be ve hoan'ny ankizy ?
misaotra mialoha
Eo no fotoana be moka indrindra ary hitanao amin'ny jiro mirehitra eo an-tokontany.Mafana ny andro dia fohy izy,mihinana aloha fanafody alohan'ny andehanana ary raha mahita produit Avon izay hianao misy mivarotra menaka fanosotra mampalefaka tanana sy vatana(Body oil) no anarany io no ahosotra amin'ny fotoana rehetra izay aleha na matory fa tena tsy manaikitra ny moka.Aza mihinana akondro fa tena tian'ny moka ny fofona.Ary mila mampiasa moustiquaire fa fantany ilay hoditra vahiny :D
Mitondra koa fanafody moka ilay ahosotra raha tsy mahita an'io avon io hianao(io no nampiasainy miaramila an-taona maro)
3. fahamarinana
(
10/01/2008 18:56)
:arrow:Za aloha juin,juillet ,aout dia nahita moka mihintsy ary tao tanà,nampiasa moustiquaire tsotra izao.Tany tamatave ndray aza no tsy nampiasa moustiquaire satria tsy be moka.
Nihinana fanafody anti-palu tokoa aloha ny ankizy na zà aza e,hoanina 2 semaine alohan'ny hodiana any dago sy pdt ny sejour ary 2 semaines rehefa mody aty andafy au cas ou .Tena tsy tsaroako ilay anarana e,tadidiko fontsiny fa tsy remboursé ary in-1 isankerinandro no ohanina selon ny poids n'ilay ankizy.Ny tsaroako dia naka rdv tany am hopital misahana ny maladies tropicales aho dia izy no nanome ahy io,miovaova hono ilay fanafody araka ny toe-javamiseho any..zay no nambarany aloha an..Mangalà renseignements aloha e,tsara atao io fa mazana be anie ilay tratry ny tazo e!
Nanao ireny crème ahosotra ireny zahay ry niryna fa tena tsy zaka fa sempotra dia navela e fa aleo nividy moustiquaire tany am sinoa.(l)

4. penina
(
10/01/2008 23:30)
Izaho aloha lehibe tao am tanana dia tsy olako loatra ilay izy. Tsy mila mousquetaire fa idiana aloha fotsiny ny varavaran-kely.
Niryna marina fa izany aza ilay mamanala be fotoanan'ny baka.
Niryna marina fa izany aza ilay mamanala be fotoanan'ny baka.
5. niryna
(
11/01/2008 05:48)
penina:
Izaho aloha lehibe tao am tanana dia tsy olako loatra ilay izy. Tsy mila mousquetaire fa idiana aloha fotsiny ny varavaran-kely.
Niryna marina fa izany aza ilay mamanala be fotoanan'ny baka.
Tsara vitana izany hianao fa ny tena loza dia tia mirangorango ilay sakafo ary avy eo marary satria na ny ranovola tsy mangotraka aza dia mankarary kibo.Lasa malemy tsinay anie e,ary tena nisy olona voan'ny tazo niverenana intelo mihitsy vao afaka,nahia kely e.Ary na mitondra fanafody aty aza rehefa tonga ilay aretina mivalana ,mandoa sy mangatsiaka izay ,tsy mandaitra ny fanafody fa ny any no omeny.
xxx a
Mitondra fanafody kibo,fanafody kohaka,ny vicks fa ny any tsy dia mandaitra,ary ireny fiarovana efa vidina amin'ny boaty ireny ( ny rehetra raha maratra ,na marary an-doha na kibo sns..) fa ilainy ireny.
Dia raha manana vitamine E,D C sy ny calcium,fanafody kibo ,tenda,andoha ireny hianao dia mba hitondray ny olona fa mahia kely sy banga daholo sady ilaina koa ireny any.Tsy manampy ilay izy fa mba manome hery azy ireo e. Ny akanjo efa feno any ka vola omena raha mba misy na any mividy fa ny fanafody izay tsy ampiasana aty hoentina fa tena ilaina mihitsy.HS kely aho fa azafady a
6. meva2
(
11/01/2008 07:29)
hidiana aloha ny varavarankely dia misy lait corporel izay ao @ homeopharma anti moustique à base de citronnelle sady tsara be ny fofony no miaro amin'ny moka. Afaka hasiana koa ny atoandro raha mandeha toerana mety ho be moka.
7. xxx
(
11/01/2008 08:30)
misaotra betsaka anareo namaly fa misy hosaintsainina daholo ireo voalazanareo ireo
mankasitraka e !
mankasitraka e !