graphiste

1. rherym ( 30/12/2007 18:31)
Manahoana daholo.
Mitady graphiste mahay tsara photoshop sy mahay 3D hiara-hiasa.
novalian'i penina ny 15/01/2008 22:58
2. penina ( 04/01/2008 05:06)
inona ilay ketrika raha tsy mahadiso?
3. rherym ( 09/01/2008 17:08)
slt! Azafady fa somary elaela ihany mamaly...:roll:
manao developpement logiciel zay dia mila icon sy fond d'ecran sns... Izay ilaina rehetra mba hampiseho interface original e . Misy theme omena dia arakarak'izay no hiasana.
4. penina ( 15/01/2008 22:58)
azafady fa tena liana hahalala fotsiny aho fa tsy tena nitady loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.882