Lalan-tokana hoy Tezitra sy ny TAPO-DALA-KALEHA.

1. Jeankely ( 21/12/2007 10:20)
Efa zatra ny mijapy machine sy mpanasoaso fahiny ry Tezitra no voan'ny daka nandrivorivo. Dia mihevitra ve ianareo fa hanaraka ny hevitrareo satria zakan'ny rivotra io Zalahy lazaina Bogosy io? Tsy mbola tonga ny hiasan'ny fikanao raha ny fahitanay azy ry Tezitra sy Bazylou ooo=))=))=)). Aza mihevitra fa ny fikanao no nifidianan'Antananarivo io Maire vaovao io. Tsy misy atidohanao miasa mihintsy ny fanapaha-kevitr'Antananarivo? Aza adino izany.=))=))=))
novalian'i Jeankely ny 26/12/2007 08:35
2. penguin ( 21/12/2007 10:43)
Asaivo mijery fitaratra i TEZITRA fa tsy misy hifandraisany @'i TGV. Tsy zakan'i Tezitra io.=))=))
3. kiadi ( 21/12/2007 16:54)
tezitra eo indray lery de asiny teny frantsay mipatrapatratra indray eo eto :-D:-D ! sô de ba i deba ihany aza io :-D:-D:-D
4. Optik ( 21/12/2007 17:31)
Ry tezitra anie karazan'le zatra nisôsy sy nanao be sandry t@ andron'i Deba taloha e.
De zao tapi-dalan-kaleha de manao FOLAITRA.

Zarany fa misy an'ireo Arema taloha nivadika palitao lasa TIM mandoto pasipaoro an'i Filoha Ra8 mba hanaratsiana an'io fitondrana @ zao io.

Tsy mety mahomby anefa satria olo-marina i RA8.
Nony farany de io lasa TEZITRA mihepahepan'ny HATEZERANA io!!!





5. bazylou ( 21/12/2007 20:56)
diahoe olo marina hon le8 !! tssssss aza mba jamba mifampitantana amin'i Jeankely ihany ho aho.
:-D:-D:-D:-D
Nefa ny gaety esty ambony tsy hitany izay navaly azy hafa tsy hoe ""tsy te hahalala aho""
pauvre prezda:-P:-P
6. Optik ( 21/12/2007 22:02)
[b]Bazilou
7. Jeankely ( 26/12/2007 08:35)
Ireo voalazanao ireo no nahasoa azy na nanimba ny firenena aza ka mbola hizahavany hirika mafy ny hamerenany ny fanaony. Mampamangy fa tsy dia azonao atao izany mivantana intsony ny fisehoan-javatra. Na mijaly io na sahirana izahay no sahirana fa mifalia @'izay heverinao mahafaly anao ra-Tezitra sy Bazylou. Lalan-tokana hono satria tapo-dala-kaleha ry zareo. Mbola tsy azaonareo koa io na ahavita na lazaina tsy hamokatra koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1876