aza TEZITRA i TEZITRA AN!!!
6. Veloo
(
20/12/2007 21:28)
cutie a io no atao oe TGV, maire ny tana vao2 hihihiih, ndry zany tsy mamaky vo2:cry:
ka ahona aloha ilay izy roa e hihihih
ka ahona aloha ilay izy roa e hihihih
8. cutie
(
20/12/2007 21:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
tena taraiky be koa , tsy maheno vao2:oops::oops::oops:
le TGV bogosy koa
Ra8 efa antitra:-D:-D:-D:-D:-D
tena taraiky be koa , tsy maheno vao2:oops::oops::oops:
le TGV bogosy koa
Ra8 efa antitra:-D:-D:-D:-D:-D
15. akama2006
(
20/12/2007 21:46)
inona osa no tokony ahatezitra amin'izao aza,sary mahafinaritra izao,davida sy goliata!:-D:-D:-D:-Dtandremo lesy
17. akama2006
(
20/12/2007 21:54)
ho any davida ,le voa lany teo angamba, fa le tompontoerana izao aloha toa tsy hiova firy!sarotra anie ny miala aminy fitiavambola e!:-D
18. Jeankely
(
21/12/2007 10:12)
Fa iza @'ireo no tsy mitady vola? Aza faly mampanonofy vahoaka ry zareo o? Vao mbola tsy nisy fifidianana dia efa nilaza aho fa hanome lesona ny fitondrana ny vahoakan'Antananarivo. Tsy manonofy ary mihevitra ny ahita anjely ny vahoaka fa manome hafatra hisainan'ny mpitondra. Ny resaka bogosy izany ve nitondra nankaiza?
20. bandymp
(
22/12/2007 15:11)
Beau couple b izy mianaka, tsara oe Andry n filoha d Ravalo indray praiministra e!

