rahavavy lasa rafivavy

1. tiffanie2410 ( 20/12/2007 08:49)
Bold textsaika mba anontany ny hevitrareo momba ireny bandy mampirafy mpirahavavy reny;amiko manokana mantsy a de le sipa no tsy misy saina satri efa vadiny rahavavinao ve na de mikoty aza tokony tsy ekena tsony
ny bandy nge bandy fona e
ahoana ny hevitrareo=((=((=((=((=((
novalian'i bolida ny 13/02/2008 08:44
2. ni81 ( 20/12/2007 09:21)
Amiko dia samy tsy misaina na ny vavy na ny lahy, fa tsy hoe akory ny bandy dia bandy foana.
3. meva2 ( 20/12/2007 09:40)

Dia misy koa ny vehivavy mampirafy mpirahalahy.
4. arialy ( 20/12/2007 09:43)
Tsy mahita olona hafa angamba na te higafy fotsiny
5. salmo1 ( 20/12/2007 10:35)
tiffanie2410:
ny bandy nge bandy fona e

=D;-):-D
Ohatra fotsiny ity, ra misy mpiravavy zoky sy zandry. Lay zoky tara tamin'lay bandy, lay bandy anefa tara tamin'lay zandry vavy dia miteraka fahasaron-tapiaro maintsy io fandehan-javatra io eo amin'ny mpiravavy. Satry lay zoky vavy tsy dia mahazo fafiny na resaka, na sangy sns...

Raha hatao eo amin'ny toerany mpirahalahy indray dia azonareo moa fa ny bandy dia bandy ihany, tsy misy dia hivakiana loha fa mifandamina dia samy miala.

:*
6. xxx ( 20/12/2007 14:59)
Ny mampilay ny vavy tokana an, tsisy embarras de choix !

Kanefa izy avy eo manana cousine ihany, :-P:°):°)

rahavavy lasa rafivavy
kilalaon-jandry ! =D=D:°)
7. tynah ( 20/12/2007 19:08)
Kendaiko ny zandriko raha maka ny vadiko zany :twisted: nefa zah tsy sahy akory.
Tsy milamina ilay bandy raha izany no hataony eh!!! ilay rahavavy koa efa mba mahafantatra fa ny tena zany mba miraiky pitia amin'ilay vady d mbola halaina ihany ve? nefa ny zandriko tsy hanao an'izany na oviana na oviana . Hatokisako ny ahy iny zandrikeliko iny :-*
8. tslem ( 20/12/2007 19:29)
tynah:

Kendaiko ny zandriko raha maka ny vadiko zany


:-D:-D:-D
9. Mannou ( 21/12/2007 09:57)
Toetsaina mampalaelo be zany sady efa hitako mintsy fa marary mintsy zao n sendran'izany; nefa moa atao aona e samy manana n fisainana ny olona. Ts mety fotsin n mifanary satria iray tampo aminao foana iny na in midona na inona mitranga.
10. tiffanie2410 ( 23/12/2007 00:20)
ny any salmo1 nge zany mbola tsy mpivady e,olona efa vita mariazy ry kala no resahana,:P
ny any ndry ky ry tinah no mety=D ra za ko lo vonoiko ary tsy hananako antra mintsy na zandriko aza,:twisted:
tena mety matahotra fiainana de ze mandalo voalohany de tazomina adala tsy misaina e
11. belzaboba ( 27/12/2007 13:25)
tiffanie2410 a!
Ary ny fiarahana sy fifankatiavana @ cousin germain ve mety?


12. tsoupou ( 27/12/2007 14:58)
Ny ahy mba te hanontany a oe i Tiffanie ve no victime amlé resaka sa ... ???
Satria mamaky ny sujet mandé avy any am toi za dé otran gagagaga ihany :D
13. tynah ( 30/12/2007 12:50)
ié toa mety ho marina angamba io tenin'i tsoupou io satria etsy ambony misy hoe miaraka amin'ny olona manam bady ndry. Pétraha tsara akia tiffanie ah!!!
Hummmmmmmmm bedy ndry an!!!!
14. tsoupou ( 02/01/2008 13:17)
A a a kosa e, efa samy olon-dehibe tsika dé tsy misy bedy zany FA atao revy fa tsy ditra fotsiny an
15. tynah ( 07/01/2008 19:14)
bedy kambony koh!!! manjary mampalahelo be anie ilay rahavavy tompony eh!!!
16. sariaka5 ( 11/01/2008 20:43)
Tifanie a! na ndry na tsy ndry le izy aza marary fo @ izany akia fa mbola ho avy ny anjarany a!le lehilahy aza sahy nampirafy azy @ rahavaviny koa maika fa izy , ho mafy noho ze netin'ilay zokiny no ho entiny fa ho hitandry eo,courage e! le resaka hoe miaraka @ vadin'olona ndry tsy hitako ny misy azy fa zay ndray aloha aleo hijanona raha azo atao fa ny fitia anie manody akia e! be dia be ny celibat na antitra na tanora fa mahita soa e!
17. vololomanitra91 ( 13/01/2008 07:00)
slt!!! izaho kou efa sendran'izany ny rahavavyko ihany no namadika ahy!!! Saingy rahavaviko fona izy!!! ny vady azo oloina fa ny rahavavy sy ny raitampo tsy azonao solina na ovina na ovina!! Mila matanjaka tsara fotsiny ny saina de milamina fona io!! Ka nefa na dia izany aza mila miresaka tsara sy manadiady ny rahavavinao enao hoe inona no tena antony niharahany t@ olotinao? De arakarak'izay valiteniny eo ihany no andaminanao ny resaka! Raha sendra misy tahotra aloha izy no ireakanao momban'izany, dia mety hoe andrakandrana ny azy anga an? Nefa na dia izany aza ny olotinao kou mila adiadinao iany mety oe tsy dia ampy azy loatra ny fitiavana asehonao azy na te ilalao ny fitiavanao fotsyny izy na tena tianao izy fa mba te aka fahafinaretany any @hafa fotsiny na te mba ampitahy ny fomba itivanareo mirahavavy olona fotsiny ihany koa izy etc.... zay angamba no azoko lazaina fa bonne chance!!! a+
18. bolida ( 13/02/2008 08:44)
ny ana aloha de tsotra fotsiny e!!
OMEKO AZY ANY rehefa iny ko no tsiriritiny eo, de maka jojopil b ndray za avy eo, izy ary zany tia ny SISAKO KO:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0596