Mangataka hira

1. tokymashi ( 20/12/2007 08:42)
Salut daholo e!
Sao dé misy manana ilay tononkiran'i Bodo hoe: "mba rahoviana" any . Misaotra betsaka
2. rabilabila ( 20/12/2007 09:17)
Mba rahoviana?

It's unfair , many poeple live in misery
Many poeple are dying of hunger
But still you'blind
Not tosee thes hungry mouths to feed
I just couldn't believe it

Still you say it's OK
We're surely overcome
Dare to tell us how long
Cos we know the song
Have we got to wait for eternity
I jusy culdn't imagine


Mister pretendre,
how long will you still live in
This world of "mine first"
Mister pretender
how long will you still say
"This is a part of life man!!"
And who feels it , knows it.

Ireo toky hoe:
Tsy ho ela isika hamiratra
Hirainao hatrizay ,ela izay,
Hay kobaka am-bava fotsiny ihany
Nataoko hoe ho to
Mba rahoviana no ho foana
ny fitiavan-tena sy ny "izaho ihany"
Mba rahoviana no tsy ho re
"Fa làlam-piainana tsy maitsy hombàna izany
Mba rahoviana?

Tonony: Bodo - Sonny Clark.


Tsy misy fisaorana!!
3. rabilabila ( 20/12/2007 09:32)
Misy diso kely:

Not to see these hungry pouths to feed.

vita tompoko!!

Dia raha misy mahay teny angalisy dia mba tsarao e!!
4. ari.malala ( 20/12/2007 13:02)
rabilabila, le marina no nodisoinao, mouths no izy fa in no dikan'izany pouths zany?:-D:-D:-D
5. rabilabila ( 20/12/2007 15:10)
Ka io ange 'lay hoe je "pouths" de rire e!!=))=))=))
Marina ny anao ka!! Diso tsipelina e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457