Vazon'ny tatsambo

1. njrtinah ( 19/12/2007 17:08)
Salama daholo,
saika mba hangataka ilay hiran'ny mr razafy mitondra ilay lohateny hoe: vazon'ny tatsambo. raha mba azo atao dia mba asio tsindrim-peo. C'est pas trop demandé je crois.
Merci d'avance
novalian'i njrtinah ny 02/01/2008 14:25
2. belaza ( 19/12/2007 18:49)
hitondra anao an'eritreritra
any amoron-dranomasina
hijery ny voary
mifamahofaho
toa mivdika isan'ora
miovaova hatrany hatany

injany rivodrivotraala
toa mitsoaka moramora
arahin-kalokalo...de tohizany hafa indray e!!
3. sitlo ( 19/12/2007 18:56)
...
Eny ry Ikoto
Eny ry Ikala
Manina anareo zahay
...
4. sitlo ( 19/12/2007 18:57)
kay vazon'ny manina kay ny ahy fa tsy vazon'ny tasambo ahahaha
5. sitlo ( 19/12/2007 18:58)
vazon'ny tatsambo manina izany eh :-D
6. ari.malala ( 20/12/2007 08:20)
hitondra anao an'eritreritra
any amoron-dranomasina
hijery ny voary
mifamahofaho
toa mivdika isan'ora
miovaova hatrany hatany

injany rivodrivotraala
toa mitsoaka moramora
arhin-kalokalo
zay manako sesilany
ka nyvazon'ny tantsambo
no vetsovetsoko mitomany

any mantsy ikaky sy neny
any ireo havana tiana
any ilay lolo mpanjeny
nyaty re manim-podiana
eny ry Koto, eny ry Kala
manina anareo zahay
miantso fa tsy afa-miala
valio re fa mangahiahy
7. njrtinah ( 02/01/2008 14:25)
Tratry ny taona daholo e!
Misôtra betsaka @ le fiaraha-miasa e!
Mba asio tsindrim-peo moa azafa dy. Amizay mantsy de mba mikalokalo azy tsara zah e.
Ary ilay hira misy hoe "Veloma ry arivo ry arivo mamin'ny foko, veloma mandram-pihaona, tsy hanadino anao rakoto matélo"
Mankasitraka e!
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0403