Salam e.Mba tena tiako re olona le hiran`i Delacr le hoe "TSY HAIKO", iny fa mba andefaso ny tonony a.Dia misaotr e.
NB:Raha sanatria ka tsy misy atokona @ noely aleo ao antrano miravimbomanga sy patsa toy izay hanimpitoloha arahindatsa e.Marina io tonnkira io