Takoritsika - Ny Nanahary

1. capitou ( 18/12/2007 08:53)
Mba mangataka ny hiran'i Ny Nanahary "Takoritsika" zay manana.
Misaotra
novalian'i penina ny 14/01/2008 06:54
2. lembelo ( 18/12/2007 09:56)
Misy ao amin'ny Dailymotion ao. Nampanembona ny nijery an'i Mamy kely sy ny tropiny.
3. papala ( 18/12/2007 10:53)
mitakoritsika oa, ka mitakoritsika hoe, mangaringarika koa !zareo ao atsimo mifoha !
misavorovoro ka O! iray tanana ka a!

tandremo e ny takoritsika oa\

TENA REHEFA MIHIRA VAO TENA HAIKO BE LAY IZY, fa rehefa manoratra dia very ny atsasany !=))=))=))=))

nazotoa mihira daholo E!
4. capitou ( 19/12/2007 15:37)
Raha possible de mba andefaso tononkira azafady. Lay ao @ dailymotion mbola elaela vao micharge.

Grand merci
5. penina ( 14/01/2008 06:54)
misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074