efa mahantra sambo koa isika

1. salmo1 ( 16/12/2007 08:38)
Vaovao misongadina 15/12/2007

Asa an-dranomasina
Tsy manana sambo intsony i Madagasikara

Gazetiko

:-P
novalian'i Bafota ny 16/12/2007 13:41
2. Bafota ( 16/12/2007 13:41)
Izany mihitsy anie no mahatonga anay ho aty amin'ny compagnie vahiny e!Mbola tsy talentan'ny gasy ny mitantana sambo,sady misy be paosy be ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0679