:{:{:{:{:{:{ Ho paingorin'ny tgv izany ialahyisany ry tim !!! hiiih
I rafalimanana efa hanao retraite sahady fa tsy zakan'ny vavoniny ny baolina;;;;;:-D:-D
dia izay izanyve no handeha hotaingenako rajeankely be...
NY aty anie tsy ohatran'ny any aminareo e!!
Izay ianreo pauvre ireo ve!! tsssssss:roll::roll:
Ka aza miditra ny resakay any Madagasikara raha milaza tsy tia hitaingina dada-Bazy ooo=))=))=)) Samy mbola aty ampihodinana isaiaka fa izahay tia ny taninay ary mbola hiverina any sy mandrisika ny olona hanasandratra ny herimpony. Tsy mitovy aminao mitady hanakivy ny sain'ny Malagasy. Veloma lava fa tsy ren'ny Malagasy ny hafatrao fa very any @ habakabaka=))=))=))