Mampidira sary mirary soa ny namana @ Krismasy

1. tess ( 17/07/2006 16:35)
valala efa misy sarin'i kallie milay be misy firaritsoa ao kan! mahazo double tsika:wink:
2. diamondra27 ( 17/07/2006 17:07)
ka zay no maha page sary firariantsoa noely azy mba hamantaranao we: iza avy no nametraka sary koa

Samoana: milay e! tiko be le poezia, ahatsiarovako an'i Mc Fy le mampiady ps toy izao

Cute: cutter-vo ao zany ny sapin hanaovana decor table (fagot)e!mety ve io?




3. hery ( 12/12/2007 11:07)
Miarahaba ny rehetra,

Andao hilalao kely.

Te hametraka sary fiarahabana noely sy taombaovao eo amin'ny pejy fandraisana aho. Sarin'ny namana iray izay mampiseho izany fiarahabana izany no tiako hatao eo.

Amporisihana ary isika rehetra hampiditra ny sarintsika miarahaba ny namana rehetra. Izay sary mahafinaritra indrindra dia hapetraka eo amin'ny pejy fandraisana.

Marihina fa tsy mivoaka ny fitsipika momba ny sary isika.

Mandehana eo amin'ilay hoe Ny sarinao dia mampidira sarinao mampiseho fiarahabana ny namana tratry ny Noely. Asio izay haingo tianao.

Hanampy be dia be amin'ny fifidianana ny sary ireo hevitra hapetraky ny namana eo amin'ny sarinao.

Mandraisa anjara daholo e.

Hery
novalian'i ikalamako ny 18/12/2007 22:29
4. tess ( 12/12/2007 11:29)
:°)eny ary fa nahazo baiko! mahafinaritra izany fanetanana sy kilalao kirsimasy indray mipika izany....
5. ikalamako ( 12/12/2007 13:34)
dia mahazo kilalao ve izay tsara indrindra ? Sa sokolà ?
Anjaso ary klou hisasa tarehy sao de hita hoe belelo kely. =))
6. salmo1 ( 12/12/2007 14:18)
Tena tsy azoko maintsy ity sefo hery nareo ity!

Tamin'ny indray mande zay zaho sy hery niresaka, ''fa tokony ho hiram-pivavahana no halefa isakiny Alahady''.
Dia namaly sefo oe:
- Non, misy silamo sy finoana hafa ato, fa tsy natokana ho an'ny Kristianne ihany ny serasera fa ho an'ny rehetra.

Mahita indray izaho eto fa misy fifaninana FOTOS DE NAVIDEÑA (sary Krsismasy), mankalaza ny naterahany Jesosy izany ianareo, isika.

Dia ahoana izany ny mpino tsy mankalaza ny Krsitmasy 25 Deciembre:?: Satria ireny tsy afaka mametraka sary, na mankalaza ny Kristmasy.

Ny valiny homenao anireny namana ireny ve sefo mety oe: adalany ny azy rehefa tsy ti hifaninana, fa akabeazany olona dia mino sy mankalaza ny Kristmasy:?:

;-)
7. hery ( 12/12/2007 14:50)
salmo1> Misy resaka Jesosy ngah io noresahiko io? :-)

8. cutie ( 12/12/2007 14:51)
=))=))=))=))=))=))=))=))
apetraho ny sary ry salmo de vita fa in ary ty =))=))=))=))=))
9. ratonga ( 12/12/2007 15:42)
i cutie ko zany ametraka an!:-D
10. fasaly ( 12/12/2007 15:55)
afaka mametraka sary zé tina izany tsy voatery sarinao satria hoe tsy mivoaka ny fitsipika momba ny sary????
11. fasaly ( 12/12/2007 15:56)
kay tena diso fandraisana aho hay ny tina lazaina hoe tsy mandika ny lalàna momba ny sary no tiana lazaina.....:-P
12. hery ( 12/12/2007 16:20)
fasaly> saika gaga aho hoe diso ve ny nosoratako :-)
13. cutie ( 12/12/2007 16:34)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 12-12-2007 16:42:57
Lohateny : Re : Mampidira sary mirary soa ny namana @ Krismasy
i cutie ko zany ametraka an!

mazava ho azy :-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. salmo1 ( 12/12/2007 16:41)
cutie:
apetraho ny sary ry salmo de vita fa in ary ty
:-D ;-)
15. fasaly ( 12/12/2007 16:44)
hery:

fasaly> saika gaga aho hoe diso ve ny nosoratako :-)

ka izaho efa nitetateta saika hijery sarina dadabenoely.....


16. ravatorano ( 12/12/2007 20:47)
salmo1< ndao netsika roalahy hakambana ny sary atao mikopa tanana ny namana rehetra e mba ho firarian tsoa ho andry zareo ho tratry ny taona vaovao 2008 raha tsy tianao ilay xmas na noely !
17. salmo1 ( 12/12/2007 20:55)
za koa anisany mpakalaza Noely leisy e :)

;-)

18. Samoana ( 13/12/2007 16:51)
Tokony ezahina atambatra ao @ pejy fanolorana avokoa ny sarin'ny kandidà rehetra fa mahafinaritra dôldôl:wink:
19. fasaly ( 13/12/2007 16:57)
:-P:-D
20. lazounet ( 13/12/2007 22:58)
Dia efa ao ny sary sefo a!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2112