Noelin'ny kamboty

1. tsikikelyaloha ( 08/12/2007 08:37)
Hoan'ny namako rehetra
novalian'i papala ny 18/12/2007 10:48
2. endrika01 ( 09/12/2007 11:27)
F'ahoana no hoe noelin'ny kamboty ry tsikikely?
hoan'ny daholo be fa tsy misy kamboty zany!!!!
kamboty fitia ve sa le oe kamboty tsy misy mpiahy???:-*:-*:-*:-*
3. Mandefitra ( 10/12/2007 09:48)
Mampatsiahy ny any an-tanana ...
Ny noelinay ry zareo, ao antrano-bongo mangingina
Tsy mba laoka vorontsiloza,fa sosoa miaro kitoza
Taninafo de zay, rom-patsa miaro sakay
Tsembtsembok'eny ry zandry, fa tomany kosa ry zoky
Tomany fa kamboty :cry:
4. Iandou ( 12/12/2007 23:06)



Aleo hono ravim-bomanga misy FITIAVANA ,toy izay hena be arahina romoromo e!.Tsy kamboty zany fa mbola eo ilay Ray be fitiavana hameno ny banga rehetra.:-*.
5. papala ( 18/12/2007 10:48)
tomany fa kamboty E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073