Ianao Jeso no Mpanasitrana
1. soacool
(
07/12/2007 14:47)
Misy manana ny tonon'le hoe ianao Jeso no Mpanasitrana iny ve fa tena mba tiko izy iny fa ny tonony tsy ananako mitsy sady efa ela no nitadiavako azy. Merci @ ze mamaly รด
2. miantra
(
07/12/2007 15:19)
Jereo eto sao mba ity izany hira tadiavinao izany:
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2229
Mazotoa e!
3. niaina111
(
08/12/2007 08:50)
ity ary le tonon-kira e!
any malala!
anoratra ho anao aho
enao jeso no mpanasitrana
tapitra
4. endrika01
(
09/12/2007 11:31)
miantra:
Jereo eto sao mba ity izany hira tadiavinao izany:
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2229
Mazotoa e!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0139