FANALANA TASY (mony) @VISAGE
1. mzksoa
(
05/12/2007 15:19)
:(:(:(
Salut
Feno tasy ny tarehiko fa nokitihina ny mony efa ho 3 taona lasa izay.
Inona kay no toro-hevitra :idea: azonareo omena ahy hanalana na hampihenana izany:?:
Tena mahamenatra mihitsy fa vonjeo e:{:{:{
Merci a

novalian'i gpdaniel072 ny 16/03/2017 12:52
2. vale
(
05/12/2007 16:21)
mzksoa: manaova masque @ argile verte! misy any à parapharmacie, na eny amin'ny gde surface ihany dia misy!!!
4. rikalalane
(
05/12/2007 22:07)
salut enao,
za koa taloha tena feno ny tarehiko, dia mbola misy aza amin'izao fa efa nihena be kosa aloha e. Io tsisy solution hanala azy tanteraka fa ahena sy afenina angaha.. manantona dermatologue, eo ampefiloha misy iray tena mahay, efa lehibebe izy dia efa manana expérience.. sady ny olona mieritreritra hoe mpanakarena ihany vao afaka mandeha dermatologue,fa ilay izy resaka fahasalamana,hananana saina tony ka tsy tokony hampisalasala e! 75 000 fmg ny consultation tamin'ny herintaona, tsy haiko raha mbola izay amin'izao na tsia. Marina mihintsy ny an'ilay namana iray io hoe aza kitikitihina fa sao vao mainka ahnaonao foana! mazotoa ary dé mirary soa ho anao.

5. mzksoa
(
06/12/2007 08:16)
merci ry zareo a
fa ny olana anie d za aty ampita e, efa tany @dermato fa aaa tsisy aza atao hono, misy ihany fa sao d tsy zakany hoditro:{
manao masque à l'argile vert a 1*/sem ms bon:^)
fa ny olana anie d za aty ampita e, efa tany @dermato fa aaa tsisy aza atao hono, misy ihany fa sao d tsy zakany hoditro:{
manao masque à l'argile vert a 1*/sem ms bon:^)
9. vale
(
08/12/2007 14:05)
xxx: Ka mony hony no afaka @ sperme fa tsy tasy, tsy afaka manao temoignage izaho fa tsy nanana expérience !:*
10. sakaizakely
(
08/12/2007 15:05)
efa tany @dermato fa aaa tsisy aza atao hono
ka na ny dokotera aza lany hevitra koa ny olona tsy manana fahalalàna mikasika ny hoditra indray ve no anontaniana ? 8O8O8O8O
za ndray tsy mahay noho ny doko ka tsy hitako zay lazaina :D
11. vale
(
08/12/2007 15:09)
:-D:-D:-D Sakaizakely, kizitina mintsy klou rehefa misy tsy mety ny eo @ tarehy eo eh!:lol:, ô ry xxx, marina ve izany? sodé mba "Aubergine":o ny anao izany fa tsy tasy-na mony tsotra intsony!:-w
12. vale
(
08/12/2007 15:15)
tess:tess: ireo px conseillé-ko ireo efa testé vao avoaka amidy eny @ mpivarotra, sady px naturelle ireo , tsy misy ny risque, raha px simika, je déconseille (personlmt)8)
mandehàna any am dermatologue fa aza mananao foana....
13. sakaizakely
(
08/12/2007 15:19)
vale> nenà tsy asiako blema, rehefa misy mony plus izy kitikitihina plus miha ngodabe.
mzksoa> Asio stick correcteur ireny dia ampio fonds de teint poudre kely ireny fa maivana kely ireny. Mba manafina izay azo afenina
Ny tasy @ tarehy dia définitif, indrindra raha cicatrices mony voakitikitika. Zany hoe mety mihalefy ilay tasy maintimainty rehefa ela ny ela, amantaonany any, fa tsy ho afaka tanteraka akory. Manaraka @ sisa aza kitikitihina intsony izay mitranga eo fa vao maika loza
Mandrampaha dia mba manaova makiazy leger eny e !

14. vale
(
08/12/2007 15:20)
mzkasoa: mila mahafantatra ny type-de peau ihany anefa mialohan'ny hividianana azy, very eo ftsn ny vola raha tsy mety, ny riska raha fotsy enao manao mask maintso mety ho lasa mangana, na maintsy manao fotsy lasa hatsatra, fantaro aloha ny type-de peau-nao et,( tu verras que ca va marché, je te le garentie si.. )zah eto ampanaovana mihintsy izao, afaka tsikelikely ny tache na mony-ko izao, Voilàaaa!:-D
15. nenipita
(
09/01/2008 13:43)
mampiasa voatabia sy citron+ tantely fa sady malandilandy be ny tarehy avy eo
16. rtla
(
21/01/2008 12:43)
Aza be kitikitika REF MIS MONY, asio vosary makirana kely na vinaigre eo@faritra mis mony alohan'ny hatory: atao@coton kely d atao malefaka.
Rah miseho matetik ny mony mety Grasse-be ny hoditavanao, asio citron na vinaigre d ho lasa halan'ny mony ny tavanao @zay.
Rah miseho matetik ny mony mety Grasse-be ny hoditavanao, asio citron na vinaigre d ho lasa halan'ny mony ny tavanao @zay.
17. olomboavonjy
(
21/01/2008 17:37)
manosora akia voasarimankirana de aza hadino ny manao crème hydratant mety @ hoditavanao