mangataka hira
1. sokona82
(
04/12/2007 16:04)
slt
azafady re sode mba misy manana n tonokira le oe esory amiko ry raiko.......
.......
.....
nefa aoka tsy n sitrapoko ,no ho tateraka fa n anao....
d mba iza kay n mihira anio
de misotra mialoha eee
sokona
2. dems
(
05/12/2007 06:01)
Liva ANDRIANAVALONA no mihira io hira io, mlay be io
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0075