MUTILATIONS SEXUELLES(FAMORANA HOAN"NY VIAVY)

1. endrika01 ( 02/12/2007 14:57)
Malaza be ao Afrika ao ity famorana viavy ity,soa
ihany fa mbola tsy tonga eto amintsika.Tena mba mampalahelo ny toe-tsaina misy eo amin'izy ireo.
Maro no maty noho io famorana hoan'ny viavy io,
Araka ny hevitr'areo inona no mba tena mandrisika azy ireo hanao izany?Ny aza tonga eto Madagaskara ihany,isika mantsy tia manandrakandrana
zay ihany,vita ny hafa ve tsy mba ho vitantsika.:-w:-w:-w:-w:-w:-w
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 12:08
2. xxx ( 02/12/2007 18:06)
:-D:-D:-D:-D
3. soanja ( 02/12/2007 18:39)
endrika01:

Malaza be ao Afrika ao ity famorana viavy ity,soa
ihany fa mbola tsy tonga eto amintsika.Tena mba mampalahelo ny toe-tsaina misy eo amin'izy ireo.
Maro no maty noho io famorana hoan'ny viavy io,
Araka ny hevitr'areo inona no mba tena mandrisika azy ireo hanao izany?Ny aza tonga eto Madagaskara ihany,isika mantsy tia manandrakandrana
zay ihany,vita ny hafa ve tsy mba ho vitantsika.:-w:-w:-w:-w:-w:-w


Betsaaka ny antony fa ny tena antony dia ny fampisehoana fa ny LEHILAHY no manjaka amin'ity fiainana ity raha ny fomba fisainana ao amin'ilay firahamonina no resahintsika.
Ny heviny:
-Tsy natao ahita fahafiratena eo ampanaovana firaisana ny vehivavy fa natao hanamboarana zaza sy hakana fahafinaretana. Fitaovana izany ny vehivavy.
Noho izy tsy natao ahita fahafinaretana dia afaka manana azy ny vadiny fa ny hafa tsy afaka satria nahoana? Raha mahita fahafinaretana tokoa ny vehivavy momba io resaka firaisana io dia mety hitady izany amin'ny toeran-kafa na lehilahy hafa. Io zany dia mampionona ilay vehivavy hijanona tsy hanaiky lehilahy hafa. Satria ny lehilahy dia samy mahalala fa tsy mitovy ny fahafinaretana azo amin'io firaisana io rehefa miova vehivavy samihafa satria tsy mitovy ny fivavian'ny rehetra sy ny fihetsiketsika eo ary ny vehivavy koa zany mety hahatsapa izany dia hiodina. Ny famerana an'io zany no antony.
- Ny fananana sokatry goavana dia hatsarana na beaute ao Afrika, Ny fahaizanao manodina an'iny rehefa mandihy dia tena talenta tsara tokoa ary ankafizin'ny rehetra. Koa raha tapahina io zavatra kely amin'ny vehivavy io dia mety ahazo aina tsara izy ary hisongadina ilay aoriana rehefa elaela. Fahafinaretana ho an'ny lehilahy vadiny no mahita izany.

Ary farany dia io no ahafantarana ny foko misy azy satria misy foko tsy manao izany. Zany hoe raha mifora sy mamadika isika dia izay ny azy no fombany.




4. cutie ( 03/12/2007 00:54)
efa nahita documentaire mikasika an'io za fa mampa be
5. booboo ( 03/12/2007 07:07)
Tsy ao Afrika ihany no ahitana io raha io fa na aty eropa kounkou aza, ary tsy hoe t@ fotoan'ny Moyen-Age fa na @ zao XXIème zao aza.
Ny an-dry zareo indray resaka esthetisme no hanaovana azy dia mody omena an'izao anarana siantifika tsaratsara aby aby izao fotsiny.

Ohatra : kely dia kely tsy araka ny tokony ho izy ny clitoris dia aleo esorina fa efa tsy hahatsapa fahafinaretana ihany tsinona ( mampahatsiahy ahy ilay resaka appendice tsy hita izay ilavana azy dia aleo esorina ), ngeda beee loatra ny grandes lèvres n'ilay zavavy kely dia ohatra manome endrika zizi izany dia anesorana kely mba ho kelikely tsaratsara, sns....


6. kelly13 ( 03/12/2007 08:06)
manana namana ethiopienne zay za d nanontany ahy izy ra excisée za, d gaga b izy oe tsy manao izany ny malagasy. za rahateo tsy nino oe izy excisée, d hozizy mantsy ahy "asehoko anao v?" hihihi! takizay noteneniko oe "ie, aseoy oe"! ms bon, misy aza mou tany ny vhv ao aminy tsy afaka mividy akondro, na concombre, na caroty kou! tsy tadidiko oe aiza le tany ms mampiomehy mampalahelo le izy!

za ndray milaza fa tsy mba ho tonga any amintsika ary tsy hanao izany excision zany ny malagasy satria mahay manaja vhv. ny vhv kosa v nama efa mijaly mila hanary aina refa miteraka d tsy mbola omena fahafinaretana iany :roll:
7. sarobidy ( 03/12/2007 11:30)
kelly13 :°) marina nenji =D
8. DESCARTES ( 03/12/2007 12:55)
Raha za manokana alh d mino fa isika Malagasy tsy hiditra @zany resaka "excision"zany é.Tena mbola manana fahendrena tsika raha oharina @firenena hafa ao Afrika ao.Efa zavatra tsy fanao hatr@zay zany ka sarotra ny haminavina hoe mety ho tafiditra eto.
Anisany antony iray miteraka ny "frigidité" ho an'ny vehivavy ny "excision" na ny fanesorana ny "clitoris" raha ny ara-medikaly no jerena satria "organe richement innérvé" izy io ka "sensible" rehefa kitihana sy lalaovina...sns.Ary tsy vitan'izay koa fa mitombo ny habehany rehefa "excité" ny vehivavy.Izany hoe "érectile" toa ny "pénis" ihany.Mihena noho izany ny "plaisir" sy ny "sensation" an'ny vehivavy rehefa tsy eo intsony ny "clitoris" na dia eo aza ny fisian'ny "point G" izay resaka hafa indray ny momba an'iny.:roll:
9. sarobidy ( 03/12/2007 13:22)
:rool:
10. endrika01 ( 07/12/2007 09:45)
Misy maha-marina ny voalazan\'i Descarte teo hoe:mino aho fa mety tsy ho tonga eto Madagascar ity resaka \"excision ity.Samy maniry ny daholo be ,nefa raha izaho manokana dia misalasala ihany.Ao Somalie,Ethiopie,Erythreé,Djibouti,Egypte,Soudan,Mali,Burkina F,Guineé,presque ny 85%ny vehivavy.Maro anié ny vehivavy malagasy manam-bady sy mipetraka any,ka raha vavy ny zanany refa fomba ndry zareo any ny manao io raha io de tsy maintsy manaiky ramatoa na rangahy(malagasy).Ny tena mba tsy ahitana firy,zany hoe kelikely ihany ny isa dia ao Cameroun,Togo,Benin,Nigeria,Ghana,R.DCongo,Ouganda.Mety mbola tsy mi-comprendre ry zareo renim-pianakaviana any hoe:tena mbô mafy iny nahazo ahy iny ny zanako vavy tsy mbô avelako atao an\'ireny tsony.Ny OMS(organisation mondiale de la santé)efa mijery akaiky io resaka mutilations sexuelles féminine io.Zay efa nazavazavain\'i Descarte tery aloha/Misy zany ny excision du capuchon avec ou sans excision partielle ou totale du clitoris./Misy ihany kou ny excision du clitoris,avec excision partielle ou totale des petites lèvres./Azo sokajiana 4 le fanatanterahany an\'io mutilations ,ny 2 manaraka/excision partielle ou totale des organes génitaux extérieures et suture ou rétrécissement de l\'orfice vaginal(infibulation)/de misy ihany kou piqûre,perforation ou incision.Ny fana-pratique-na ireo voalaza rehetra ireo dia miteraka olana maro be hoan\'ny vehivavy.Raha toa moa misy zatovolahy Malagasy manambady sy miteraka any @ireo faritra voalaza ery ambony ery ireo,any @le be % de mba mangora ihany raha vavy ny zanakareo,ny vehivavy manam-bady any indray mba mailo.
11. endrika01 ( 07/12/2007 09:49)
Misy maha-marina ny voalazan'i Descarte teo hoe:mino aho fa mety tsy ho tonga eto Madagascar ity resaka "excision ity.Samy maniry ny daholo be ,nefa raha izaho manokana dia misalasala ihany.Ao Somalie,Ethiopie,Erythreé,Djibouti,Egypte,Soudan,Mali,Burkina F,Guineé,presque ny 85%ny vehivavy.Maro anié ny vehivavy malagasy manam-bady sy mipetraka any,ka raha vavy ny zanany refa fomba ndry zareo any ny manao io raha io de tsy maintsy manaiky ramatoa na rangahy(malagasy).Ny tena mba tsy ahitana firy,zany hoe kelikely ihany ny isa dia ao Cameroun,Togo,Benin,Nigeria,Ghana,R.DCongo,Ouganda.Mety mbola tsy mi-comprendre ry zareo renim-pianakaviana any hoe:tena mbô mafy iny nahazo ahy iny ny zanako vavy tsy mbô avelako atao an'ireny tsony.Ny OMS(organisation mondiale de la santé)efa mijery akaiky io resaka mutilations sexuelles féminine io.Zay efa nazavazavain'i Descarte tery aloha/Misy zany ny excision du capuchon avec ou sans excision partielle ou totale du clitoris./Misy ihany kou ny excision du clitoris,avec excision partielle ou totale des petites lèvres./Azo sokajiana 4 le fanatanterahany an'io mutilations ,ny 2 manaraka/excision partielle ou totale des organes génitaux extérieures et suture ou rétrécissement de l'orfice vaginal(infibulation)/de misy ihany kou piqûre,perforation ou incision.Ny fana-pratique-na ireo voalaza rehetra ireo dia miteraka olana maro be hoan'ny vehivavy.Raha toa moa misy zatovolahy Malagasy manambady sy miteraka any @ireo faritra voalaza ery ambony ery ireo,any @le be % de mba mangora ihany raha vavy ny zanakareo,ny vehivavy manam-bady any indray mba mailo.
12. tsiambaratelo ( 08/12/2007 15:32)
Izaho zany raha hanambady any de tsy maintsy hoe,atao reo zavatra lavabe tanisainareo ireo ny
zanako raha vavy?f'angaha le izy mbola misy foana
hatramin'izao?efa resaka taloha be angamba zany tani-
sain'i endrika zany,ka izay mihintsy no tsy tokony hijabahan'ny tongotra any @ firenena hafa zany raha
tsy mahalala ny coutume -ndry zareo any.Ny any amintsika aloha tsy mba hianatra an zany fomba fomba sauvage be izany ee,ny any lehilahy aza efa...=))=))=))=))=))=D=D=D=D
13. endrika01 ( 09/12/2007 12:08)
tsy zavatra taloha zany aki,io an,fa tena resaka mandeha be amin'izao satria,miady mafy ny O.M.S
ny hanakanana an'io tsy hisy intsony,be de be ny maty,nohon'ny fahaverezan-dra be loatra.Rehefa tsy mino ianao dia manotania ireny olona avy ao Afrika ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1776