Ny famonoan-jaza tao amin'ny tantaran'i baiboly.
1. soanja
(
29/11/2007 05:36)
Mety betsaka ny ho tezitra saingy mila jerena ny zavamisy.
Nahoana no namono ny olona rehetra Andriamanitra tamin'ny safo-drano, tafiditra tamin'izany ny zaza tsy manan-tsiny be dia be?
Aiza ho aiza ny fitiavan'Andriamanitra ny zaza raha tsy voaresaka ireo kely ireo tamin'izany sa hadinon'ny mpanoratra ny momba ireo?
De hino ve ianao fa tafiditra tao anatin'izany sambo izany ny lemuriens sy ny trandraka?
Nisy tokoa ve ny safo-drano sa tantara io ka tantara na misy dikany hafa?. Anao indray ary?

novalian'i soanja ny 01/12/2007 18:53
2. RyAnona
(
29/11/2007 07:43)
Ny zazakely ve sa ny trandraka sa ny maki no tena tianao ho fantatra hoe tian'Andriamanitra? Tian'Antra avokoa ny zavatra nohariany rehetra ankoatr'ireo biby kely t@ loza 10 satria tsy nohariany ireo fa noho ny fanamafisany ny fon'i Farao dia nisy ny lalitra sy ny moka,sns.... Fa raha ohatra hoy ianao hoe tsy tiany ny zazakely dia na i Jesosy zaza aza mety tsy ho hisy fa navelany novonoin'i Heroda. Fa ny fampisehoany ny famindram-pony na dia tokony ho ringanina daholo aza ny olombelona rehetra ambony ity tany ity saingy izy ihany no mamorona vaovao. Hatreto aloha fa @ manaraka indray.
3. soanja
(
29/11/2007 15:12)
Izy rehetra ka. Samy zavadehibe daholo ireo.
Raha nandefa ny safodrano Andriamanitra dia ripaka daholo ny rehetra afa tsy ny Noa sy ny fianakaviany ary ny biby roaroa avy amin'ny karazam-biby.
Dia ahoana zany ny zaza rehetra tao? Ny resaka Jesoa momban'ny zaza dia mazava fa ny TT no resahiko. Sa ve tsy mandaitra ny TT eo iamasontsika?

4. rabilabila
(
29/11/2007 16:07)
Voalohany aloha dia tsy tamin\'ny safo-drano ihany no nisy famonoana zaza amam-behivavy ,raha ny testamenta taloha no jerena ,fa ny exode iray manontolo ,ny Déotoronomia .......bref ny pentateuque.
Faharoa indray dia araky ny efa nazavaiko teto http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m473e107497eb4 dia boky mitantara ny saga n\'i Abrahama sy ny fianakaviany no fonosiny \"bible hébraique\".
Fahatelo manarak\'izany :nisy tokoa ny safo-drano maro nitranga teto an-tany fa tsy mitovy ny datin\'ireo zava-nitranga ireo .
Ny safo-drano lehibe indrindra fantatra hatramin\'izao dia ny fiakaran\'ny \"mer noire\" 150m eo ho eo ary efa 7500 taona izany.
Par contre ny safo-drano nanerana ny tany ( dixit TT) dia tsy misy trace-ny mihitsy eran-tany ,raha ny fikarohana natao no jerena.
Marina koa fa maro ireo tany (na Sumérien ,na europeana izany , na Chinois ,na Afrikanina ,na ny Indianina ), araky ny hitan\'ny mpikaroka ,fa tratran\'io safo-drano io daholo .Saingy tsy mitovy taona ilay zava-nitranga .
Raha zohiana koa nefa ny siansa sy ny fikarohana nataony dia teo ho eo indrindra no nisian\'ny \"rechauffement \" sy ny perturbations climatiques mahery vaika ,izay fiafaran\'ny \"ère glaciaire\" ,fitsonihina goavana ==> fiakaran\'ny rano ary maro dia maro ny zava-manan\'aina maty tsy tra-drano ,nisy koa fifindra-monina .
Raha ny valim-pikarohana hatramin\'izao no jerena dia misy mitombona ara-tantara ao anatin\'ny TT ,toa ny fanaovana sesi-tany ny hebreo tany Babylona , fa raha ara-tsiansa dia maro dia maro tokoa no tsy mitombona ( ny genesisy ,ny masoandro nasain\'i Josoa nihantona sns......)
Ny mpino moa ,araky ny maha-mpino azy dia mandray ireo boky ho \"revélations\" ary izay voalaza ao dia marina daholo .Ka izay no mahatonga ahy manontany matetika hoe :Dia andriamanitra inona loatra re izao tsy misy hantra izao e!!,ary izay koa no mahatonga ny mpino matetika tsy hanaiky ny évolution ,ny big bang , ny siansa en genéral....

5. ikaretsaka
(
29/11/2007 22:07)
ny ahy ry rabila ny tsy hanekeko ny big bang dia ilay hoe.. fa naninona no tampotampoka teo dia .... baaaaaang aninona no tsy zao vao baaaang na rapitso fa t@ izay fotoana izay?
rien se cree par rien!
rien se cree par rien!
6. fijo
(
29/11/2007 23:06)
za tsy mino ny fisian'io safodrano io.resaka be sy angano mahazatra ao anaty baiboly io.mety nisy tanana iray no tratran'io fa tsy hoe eran'izao tontolo izao.fa fahiny moa ny olona nihevitra fa ny tanananay ihany no atao hoe izao tontolo izao.
mba alaivo sary an tsain aizany hoe sambo iray hampidirana ny karazana bibyrehetra misy eto an tany???????aoka fa angano ka mahafinaritra

7. soanja
(
30/11/2007 01:00)
rabilabila:
Voalohany aloha dia tsy tamin\'ny safo-drano ihany no nisy famonoana zaza amam-behivavy ,raha ny testamenta taloha no jerena ,fa ny exode iray manontolo ,ny Déotoronomia .......bref ny pentateuque.
Faharoa indray dia araky ny efa nazavaiko teto http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m473e107497eb4 dia boky mitantara ny saga n\'i Abrahama sy ny fianakaviany no fonosiny \"bible hébraique\".
Fahatelo manarak\'izany :nisy tokoa ny safo-drano maro nitranga teto an-tany fa tsy mitovy ny datin\'ireo zava-nitranga ireo .
Ny safo-drano lehibe indrindra fantatra hatramin\'izao dia ny fiakaran\'ny \"mer noire\" 150m eo ho eo ary efa 7500 taona izany.
Par contre ny safo-drano nanerana ny tany ( dixit TT) dia tsy misy trace-ny mihitsy eran-tany ,raha ny fikarohana natao no jerena.
Marina koa fa maro ireo tany (na Sumérien ,na europeana izany , na Chinois ,na Afrikanina ,na ny Indianina ), araky ny hitan\'ny mpikaroka ,fa tratran\'io safo-drano io daholo .Saingy tsy mitovy taona ilay zava-nitranga .
Raha zohiana koa nefa ny siansa sy ny fikarohana nataony dia teo ho eo indrindra no nisian\'ny \"rechauffement \" sy ny perturbations climatiques mahery vaika ,izay fiafaran\'ny \"ère glaciaire\" ,fitsonihina goavana ==> fiakaran\'ny rano ary maro dia maro ny zava-manan\'aina maty tsy tra-drano ,nisy koa fifindra-monina .
Raha ny valim-pikarohana hatramin\'izao no jerena dia misy mitombona ara-tantara ao anatin\'ny TT ,toa ny fanaovana sesi-tany ny hebreo tany Babylona , fa raha ara-tsiansa dia maro dia maro tokoa no tsy mitombona ( ny genesisy ,ny masoandro nasain\'i Josoa nihantona sns......)
Ny mpino moa ,araky ny maha-mpino azy dia mandray ireo boky ho \"revélations\" ary izay voalaza ao dia marina daholo .Ka izay no mahatonga ahy manontany matetika hoe :Dia andriamanitra inona loatra re izao tsy misy hantra izao e!!,ary izay koa no mahatonga ny mpino matetika tsy hanaiky ny évolution ,ny big bang , ny siansa en genéral....
Tsy misy mahadiso azy tokoa ny fomba fisainana nomenao izay vokatry ny fikarohana.
Ary ny an'i Fijo hoe tanana iray na faritra iray no nitrangany dia tsy azo esorina koa.
Saingy amiko dia ny tsy fahampian'ny information manome ny tena fahazavana no olana itako mitoetra ka mahatonga ny fisarantsarahana eo amin'ny samy mpino.
Noho izany dia tsy azoko lazaina fa mameno ny zavatra takian'ny finoantsika 100% izay voalaza ao anaty baiboly fa mila miasa ny saina mitady sy mikatsaka an'Andriamanitra amin'ny endriny rehetra. Satria any ianao mety ahita ny valiny akaiky kokoa mampifandray.
Anareo indray!
Ny siansa amiko dia fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ka asakasak'izay tsy hijery sy hankasitraka ny fisiany. Tsy voatery manam-panahy daholo anefa ny siantista rehetra satria tsy lafatra ny olombelona.
8. fijo
(
30/11/2007 21:09)
tsy azoko lazaina fa mameno ny zavatra takian'ny finoantsika 100% izay voalaza ao anaty baiboly
ataon'ny protes masaka amin'io ndry.
ny olona fahiny ,fony tsy mbola nisy fahalalana firy"geografia "dia nihevitra fa izay faritra misy azy ihany no faritra misy eto an tany.mbola tazana amin'ny indiana ao amazona io fisainana io

9. rabilabila
(
30/11/2007 21:21)
ikaretsaka:
ny ahy ry rabila ny tsy hanekeko ny big bang dia ilay hoe.. fa naninona no tampotampoka teo dia .... baaaaaang aninona no tsy zao vao baaaang na rapitso fa t@ izay fotoana izay?
rien se cree par rien!
Ilay tampotampoka aloha tsy tampotampoka Ika aa!!! Ohatran'ilay resaka dinosaures ,f'angaha vao nilatsaka ilay meteorita dia maty daholo ry zalahy ?Ary ilay baaaaang nge efa nazavaiko tary ambadika tary e!!Par contre raha ny fiafaran'ny tany sy izay mponina eo aminy indray dia efa voavinavina ny hahafatesany ,ary mety ho lasa mialoha raha tsy mitandrina amin'ny tontolo iainana!!Na koa misy méteorita ho avy tampoka toy ny mpangalatra:wink:
Fa maninona ary i Ika no tsy teraka androany na rahampitso fa tamin'izany fotoana izany ( taona maromaro izay );fa raha tarafina 'zao ny taolan'i Ika dia afaka manome taona an'i Ika ny goutéra!!
Ary ilay hoe :rien ne se crée....... conviction personnelle io .
11. kiranil
(
01/12/2007 15:56)
Fa nisy mpaminany sandoka teo amin'ny olona Isiraely, ary hisy koa mpampianatra sandoka tahaka izany eo aminareo, izay hahatonga mangingina sain-diso mahavery ary handa ny Tompo Izay nividy azy aza ka hahatonga fahaverezana tampoka ho an'ny tenany.
Ary maro no hanaraka ny fijejojejoany; ka ireny no hitenenan-dratsy ny làlan'ny fahamarinana.
Fa raha tsy navelan'Andriamanitra ny anjely fony nanota fa noroahiny ho any amin'ny helo ka natolony ho ao an-davaka maizina mba hotehirizina ho amin'ny fitsarana,
ary raha tsy tsy namela izao rehetra izao taloha Izy, fa namonjy an'i Noa, mpitory ny fahamarinana, sy ireo fito, fony nahatonga ny safodrano tamin'ny ratsy fanahy eto amin'izao tontolo izao,
ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony fananarana ho an'izay ratsy fanahy ato aoriana,
fa Lota marina, izay ory dia ory noho ny fijejojejoan'ny olona ratsy fanahy, no novonjeny ho afaka (
fa izany lehilahy marina izany, raha nitoetra teo aminy, dia nahory loatra ny fanahiny marina isan-andro isan-andro noho ny nahitany sy ny nandrenesany ny fandikan'ireo ny lalàna):
dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin'ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin'ny fijaliana ho amin'ny andro fitsarana,
indrindra fa izay mandeha araka ny fitarihan'ny nofo hila zava-mahaloto ka manamavo ny manana fahalehibiazana. Ireo dia olona sahisahy, mitompo teny fantatra sady tsy matahotra hiteny ratsy ny manana voninahitra.
Fa ny anjely aza, izay mihoatra amin'ny tanjaka sy ny hery, tsy mitondra fiampangana hitenenan-dratsy azy eo anatrehan'ny Tompo.
Fa ireo kosa izay miteny ratsy ny zavatra tsy fantany (tahaka ny biby tsy manan-tsaina, fa zava-manan-aina fotsiny ihany, izay teraka ho fisambotra sy ho famono) dia haringana tokoa amin'ny fahalotoany,
ary hiharan'ny ratsy ho valin'ny faharatsiany izy. Ataony ho zava-mahafinaritra ny velona vetivety amin'ny fy, ka be pentimpentina sy tsiny izy sady velona amin'ny fy eo amin'ny fanasam-pifankatiavany, raha miaha-mihinana aminareo,
manana maso feno fijangajangana, izay tsy mety mitsahatra amin'ny fahotana: dia mamitaka ny tsy miorina tsara izy; ary mampahazatra ny fony amin'ny hafatratry ny fitiavany harena, dia zanaky ny fanozonana izy.
IIPet 2.
**********************
Il y a eu parmi le peuple de faux prophètes, et il y aura de même parmi vous de faux docteurs, qui introduiront des sectes pernicieuses, et qui, reniant le maître qui les a rachetés, attireront sur eux une ruine soudaine.
Plusieurs les suivront dans leurs dissolutions, et la voie de la vérité sera calomniée à cause d`eux.
Par cupidité, ils trafiqueront de vous au moyen de paroles trompeuses, eux que menace depuis longtemps la condamnation, et dont la ruine ne sommeille point.
Car, si Dieu n`a pas épargné les anges qui ont péché, mais s`il les a précipités dans les abîmes de ténèbres et les réserve pour le jugement;
s`il n`a pas épargné l`ancien monde, mais s`il a sauvé Noé, lui huitième, ce prédicateur de la justice, lorsqu`il fit venir le déluge sur un monde d`impies;
s`il a condamné à la destruction et réduit en cendres les villes de Sodome et de Gomorrhe, les donnant comme exemple aux impies à venir,
et s`il a délivré le juste Lot, profondément attristé de la conduite de ces hommes sans frein dans leur dissolution
(car ce juste, qui habitait au milieu d`eux, tourmentait journellement son âme juste à cause de ce qu`il voyait et entendait de leurs oeuvres criminelles);
le Seigneur sait délivrer de l`épreuve les hommes pieux, et réserver les injustes pour êtres punis au jour du jugement,
ceux surtout qui vont après la chair dans un désir d`impureté et qui méprisent l`autorité. Audacieux et arrogants, ils ne craignent pas d`injurier les gloires,
tandis que les anges, supérieurs en force et en puissance, ne portent pas contre elles de jugement injurieux devant le Seigneur.
Mais eux, semblables à des brutes qui s`abandonnent à leurs penchants naturels et qui sont nées pour êtres prises et détruites, ils parlent d`une manière injurieuse de ce qu`ils ignorent, et ils périront par leur propre corruption,
recevant ainsi le salaire de leur iniquité. Ils trouvent leurs délices à se livrer au plaisir en plein jour; hommes tarés et souillés, ils se délectent dans leurs tromperies, en faisant bonne chère avec vous.
Ils ont les yeux pleins d`adultère et insatiables de péché; ils amorcent les âmes mal affermies; ils ont le coeur exercé à la cupidité; ce sont des enfants de malédiction.

12. soanja
(
01/12/2007 18:53)
fijo:
tsy azoko lazaina fa mameno ny zavatra takian'ny finoantsika 100% izay voalaza ao anaty baiboly
ataon'ny protes masaka amin'io ndry.
Misy an'izay verset izay nosoratan'i Apostoly Tomasy izay anisan'ny Nag Hammadi documents, Egypt (Kristianina Koptika):
" Izay mahazo( He who understands) ny tenin'i Jesoa dia ho voavonjy" - Io anefa dia mifanohitra tanteraka amin'ny voalazan'i Paoly ao amin'ny taratasiny hoe : " Izay mino (he who believes) dia ho voavonjy."
Koa dia anjarantsika ny mametraka ny safidy hoe nahoana aho no te ahazo ny teny lazain'i Baiboly satria mitaky izany ny fanahy ao anaty.
Raiso ho fianarana, hampita fahalalana ny zava-boasoratra ao anaty baiboly saingy aza araisina ara-bakiteny satria ny nanamboarana ny baiboly na ny nanatambarana azy ho iray dia nisy fanilikiliana sy fitsinotsinoavana ny soratra masina nosoratan'ny Apostoly hafa satria nisy ny fialonana sy fitiavana hanjaka tao anatin'io nanamboarana azy io ary teo koa ny politika.
Kiranil> Miala tsiny fa tsy mifandraika amin'ny zavatra voaresaka ny soratra lavabenao saingy misaotra ihany manome izay hevitrao momba izany.