Ny mpanaratsy no milaza saropiaro @'i Madagasikara fa ahoana
1. Jeankely
(
28/11/2007 13:56)
Rehefa sasatry ny mitanisa ny fahoriana sy ny fahavoazan'i Madagasikara ry Tezitra dia izy indray no mampitandrina ny vahoaka Malagasy. Ny anareo jerena ary ataovy izay ahasoa azy. Rehefa lafo sy voavidy izahay dia izahay no voa. Mifalia dia tohizo hatrany ny fanesoana ny vahoaka Malagasy. Tsy ahita rirany eo anatrehanay raha mbola Tezitra sy Bazylou satria efa betsaka ireo nosoratany teo aloha ireo.
novalian'i Jeankely ny 03/12/2007 10:38
2. rahiratra
(
28/11/2007 14:04)
Raha avadika teny Malagasy sy teny Anglisy aza no entina miasa tsy olana io fa ry Tezitra mpivarotra tanindrazana indray ve no hiseho milay e?
3. Jeankely
(
28/11/2007 14:14)
Ireo tany any Asia nisy fandrosoana ve dia afaka miteny i Tezitra fa olona tera-tany tao daholo no tena mampivoatra ny tananany sa atao hoe lafo ny tanana rehefa misy vahiny matanjaka. Lazao izay tena marina fa aza mitady ny fonay fotsiny ra-Tezitra. Fa ianao Prix Nobel sy manampahaizana io indray ve no hazavaina betsaka izany "Globalisation" izany e? Rehefa variana mitsoaka milelaka any Pararantsa ianao dia aleo izay vahiny afaka hiasa any Madagasikara hiasa satria tsy vitanao ny vitany.
5. reve
(
28/11/2007 18:55)
zao no tena izy ra jeankely a! tezitra mafy sy marary ny sain-dry zalahy fa misy fiovana eto am tanana misy olona mba tena manao zavatra fa tsy lany andro am balaoasy de matahotra ry panoharina fa tsy azony zanahana intsony ny malagasy!
6. fijo
(
28/11/2007 21:53)
ka izy anie vao teraka dia tsy tomany no nataony fa tezitra be e,io efa mandramaty ny azy
8. Jeankely
(
03/12/2007 10:38)
Na HItsinjaka na Tezitra na Bazylou samy tsy mahasakana ny tany tsy hiodina. MivazavazĂ mafy eran'ny rehetra eny fa lasa ihany aloha hatramin'izao ary olona hafa no mety hiarahanay miasa fa tsy sahala anareo mihintsy.
