Ny tena mpanaraka any Jesus

1. salmo1 ( 20/11/2007 23:11)
Tsy ny mahampiangona anareo na ny anarany fiangonanareo akory no tena zava-dehibe hanavotra anareo.. fa ny fanekenareo any Jesus maty teo ambony hazo fijaliana sy ny finoanareo azy. Rehefa matahotra azy ianareo dia mitandrina amin'izay zavatra hataonareo fa ratsy ary tsy tiany.
Fa tsara ihany koa ianareo raha miray hevitra amin'ny fiangonana sy ny olona tsy mbola mahafantatra any Kristy.
;-)
novalian'i fijo ny 29/11/2007 00:35
2. cutie ( 21/11/2007 01:17)
Fa tsara ihany koa ianareo raha miray hevitra amin'ny fiangonana sy ny olona tsy mbola mahafantatra any Kristy.

believe in coexistence:D
3. ikaretsaka ( 21/11/2007 02:57)
namaste cutie
4. akany ( 21/11/2007 09:23)
Ny fitiavana no zava-dehibe indrindra e, koa raha tena mpanaraka any Jésus dia tokony ho tahaka azy tia ny olona rehetra, nanaiky nohombohina teo ambony hazofijaliana izy mba ho famonjena ny olona rehetra ka araka ny teniny hoe : Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao ary tiavo na dia ny fahavalonao aza...
5. ikaretsaka ( 21/11/2007 14:59)
izya.. dia asehoy @ asa fa ny finoana tsy arahin'asa hono...
6. fijo ( 21/11/2007 22:04)
za vao naika hilaza.
7. prime ( 22/11/2007 10:54)
salmo1> Misaotra amin'ny fampatsiahivana... mahereza...:)
8. fijo ( 22/11/2007 23:27)
asa hampahatsiahivana azy e
9. cutie ( 23/11/2007 03:25)
Fa tsara ihany koa ianareo raha miray hevitra amin'ny fiangonana sy ny olona tsy mbola mahafantatra any Kristy.

de mandeha ve ny bol ao e :-D
10. fijo ( 23/11/2007 22:36)
raha hiasa de avy ,fa raha hitory aminay ny zavatra tsy misy ,aleo asiana hirahira
11. ikaretsaka ( 23/11/2007 23:09)
cutie:

Fa tsara ihany koa ianareo raha miray hevitra amin'ny fiangonana sy ny olona tsy mbola mahafantatra any Kristy.

de mandeha ve ny bol ao e :-D


izay manko... kay le... vato be iny.. tsakoy tsara!
12. fijo ( 23/11/2007 23:23)
raha ho levona koa an
13. Rasiligaoma ( 28/11/2007 03:45)
mbola mandevona daholo angamba no tankina tsy nahatena intsony! sa kenda?
14. fijo ( 29/11/2007 00:35)
ary cutie ty kay mahay domy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5453