FANTATRAO VE !

1. bilakarenjy ( 19/11/2007 19:46)
Asa raha fantatrao sy tadidinao ,fa nisy tendrombohitra roa ambinin'ny folo nanana ny hasiny sy ny lazany ary ny voninahiny teo amin'ny malagasy.

Indro atolotro anao eto ny anaran'ireo tendrombohitra roa ambinin'ny folo ireo :

1. ALASORA
2. AMBOHITRABIBY
3. ANTANANARIVO
4. AMBOHIDRATRIMO
5. AMBOHIMANGA
6. ILAFY
7. NAMEHANA
8. AMBOHITRAINA
9. AMPANDRANA
10. IMERIKANJAKA
11. ANTSAHADINTA
12. HIARANANDRIANA .

Alaivo sary an-tsaina ny endrik'ireo tendrombohitra roa ambinin'ny folo ireo tamin'izany fotoan'andro izany .

Nalaina tao @ Boky Gazety "Ny Sakaizan'ny Tanora" laharana faha-01094 / Volana Febroary /Taona 1981 .

http://bilakarenjy.blaogy.com/post/475/3189
2. sipagasy ( 19/11/2007 20:27)
misaotra nizara sy nampahatsiahy e!
:-*
3. sarobidy ( 20/11/2007 13:16)
hay tokoa moa :-p
4. booboo ( 20/11/2007 14:11)
Misaotra nampiahatsiahy ô ! T@ zà mbola sampana mena ( zay skoto mahafantra an'io ) dia nanao projet hitety ny tendrombohitra 12 @ dia an-tongotra mandritra ny 10 andro. Vao tendrombohitra 2 no vitanay dia samy nody aby fa leo beeeeeee :-D:-D( Ambohidratrimo sy Ambohimanga )
5. Samoana ( 20/11/2007 15:58)
booboo/ :-D. Tsy nitondra kaly angaha fa nandeha tanam-polo ? hihihi. Ny ahy Ampandrana taloha nolalovako in-2 isan'andro:-D

bilakarenjy/ Tadidiko ireny "Sakaizan'ny tanora" ireny fa falifaly tsy tara famakiana mihintsy 'zahay isam-bolana:wink:
6. bilakarenjy ( 20/11/2007 20:01)
Samoana >za koa torak'izany ,fa aleo tsy hanao dokam-barotra eto sao bedy .
Za ary namaky an'io vao nahalala ny sasany @ ireo tendrombohitra misy eto dago .
7. soanja ( 22/11/2007 04:34)
Misaotra nampatsiahy Bila o!:-*:-*:-*
8. bilakarenjy ( 23/11/2007 21:39)
Tsy misy fisaorana e! .raha mba misy afaka hoe manadihady ny tantaran'ireo tendrombohitra ireo zao ianareo de vao maika tsara .
9. naughtyboy ( 27/02/2008 17:49)
misy kely fantatro azo zaraina reto momba reo tendrombohitra 12
Mpanjaka Andrianjaka no nanorina Antananarivo 1 @ reo voalaza zay renivohitry Analamanga zay niova ho renivohitry gasikara nony tonga Radama1
karazana strategic point (tsy voadikako @ teny gasy azafady)iarovana fanjakana nihitatra indrindra teto ampovoantany zay nivelatra t@ fifandraisana avy any ivelany (anglisy,frantsay)na lafiny fifandraisana na arampandraharana(communication,administration)
Zany oe toby miaramila no tena niatombohany izy reo nisy reo oul azony mpanjaka nitokisana(elite sns..),avy eo mo ny sasany lasa fifanakalozana arabarotra(antananarivo),ny hafa lasa nitoerany fianakams ny mpanjaka ,zay kalo no azo natolotra fa sotra:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1053