inona no atao raha ... ?
1. lepetitbetsileo
(
18/11/2007 06:58)
Inona no tsara atao raha tsy raharahan'ny le sipa revenao enao eo imason'ny olona rahetra ?
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 07:31
2. heidi
(
18/11/2007 12:46)
antqoinao any am sisiny hoe mba misy resaka tiako ho resahina aminao kely, dia tsory aminy hoe mihetsaka be amiko loatra ianao fa inona no antony...dia arakaraka izay valiteny azonao eo no handraisanao azy koa....na ianao tsy mivaky loha koa na tonga dia miàpa fotsiny.
4. soanja
(
18/11/2007 15:12)
lepetitbetsileo:
Inona no tsara atao raha tsy raharahan'ny le sipa revenao enao eo imason'ny olona rahetra ?
Miankina amin'ny hevitry ny teny hoe "tsy firaharahana" mantsy ny zava-drehetra. Rehefa zavatra toy izany dia tsara raha azavaina ny act mitranga hoe nanao an'izao aho/niresaka an'izao aho taminy dia izy tsy mijery ahy na tsy mihontsona fa olon-kafa no jereny sns... Mila mazava foana ny zava-nisy dia ahoana ny fandraisanao azy ao anaty.
Misy manko olombelona mitady attention foana. Be noho ny eritreretina andavanandro. Aretina io. Fa raha kosa tena tsy firaharahiana niniana dia:
Dia tsy eo imason'olona akory ianao no miresaka aminy fa refa ianareo roa rery ary rehefa tsy tezitra intsony ianao amin'izay voazavanao tsara ny zavamisy fa tsy mifangaro teny tsy zaka.
Manidy sofina kokoa ny olombelona iray raha mihaino olona tezitra.
Omeo fotoana izy hanazava ny heviny sy mety fahitany izany. Satria izy mety tsy mihevitra fa tsy miraharha anao nefa ianao mety mitaky firaharahiana manokana.
Matetika eo imason'olona dia be ny raha mahaliana ary mila fantarina tsara ilay sipanao hoe inona no zavatra tena mahaliana azy. Ka rehefa misy zavatra na fotoana toy izany dia omeo fotoana izy mba handalina sy haka fahafahampo aminzay zava-mitranga.
Zah refa mankany amin'ny bibliotheque ohatra dia mazava hoa azy fa tsy hitako ny vadiko na dia eo akaikiko eo aza satria adalana boky aho. Fa refa any ampandriana kosa dia hitako sady tsapako tsara izy. Mila fantarinao toy izany ilay olon-tianao ary mahaiza mandefitra raha misy zavatra tena tiany.
Rehefa avy niresaka elabe ianareo momba izany ka tsy nisy vokany iny amin'ny fotoana manaraka, zany hoe tena niniany ny zavamisy dia ataovy veloma izy fa tsy anjaranao izany izy.
5. solika
(
19/11/2007 18:21)
:(le miresaka ihany aloha no tena tsara fa @zay fantatrao ny antony.
ataovy tsapany tsara fa tiany ianao
ataovy tsapany tsara fa tiany ianao
6. diamondra27
(
20/11/2007 08:16)
tsy raharahiana ahoana aloha zany fa tsy mazava e!
de devant ny olona iza? eny @ fety sa mpiara-miasa sa iza?
raha any @ fety de aza mandeha tsony @ manaraka e!
de devant ny olona iza? eny @ fety sa mpiara-miasa sa iza?
raha any @ fety de aza mandeha tsony @ manaraka e!
7. suzuki
(
20/11/2007 13:29)
diamondra27:
tsy raharahiana ahoana aloha zany fa tsy mazava e!
de devant ny olona iza? eny @ fety sa mpiara-miasa sa iza?
raha any @ fety de aza mandeha tsony @ manaraka e!
ary enao io mits zaby le olona mpanao an'zany ra nfomba famalinao eo io.
refa eny imason'olona fotsiny e!!!.
betsaka mitsy nsipa panao an'zany @zao, ka dinio ihany sô D fanatahana fotsiny ny antony iaraana @là D menatra izy refa misy malala hoe elà no vadibeny:-/
8. RyAnona
(
20/11/2007 16:03)
Angamba kosa arakaraka ny zavatra andrarany io fa mety tena tsy mety ilay fihetsikao na tena fandrarana be fahatany fotsiny dia tsy mampite hiaaka insony @ manaraka na mampandeha mody
9. Rasiligaoma
(
21/11/2007 04:11)
tonga de tenenina hoe FA MANINONA KAY IZAHO NO TSY RARAHIANAO, sady atao mafy be
dia hainao ny antony, na avy aminy na avy amin'ny olona!
dia hainao ny antony, na avy aminy na avy amin'ny olona!
10. la
(
21/11/2007 05:08)
atsoy mangina izy de anotanio we fa maninona zah tsy rarahinao nefa zah mbo "mirevy" anao de itanao eo ze lazainy:):)
11. slym
(
26/11/2007 20:24)
Tsotra fotsiny.Mividiana "coca cola" de ataovy le fika @ Tele iny.Manao feon'ny telephone nokia fotsiny elah.zay fa poinsa fôna io.Bône sanse enao.
12. tianao
(
27/11/2007 09:10)
yaho aloha de hanisan'ny sipa tsy te halala ra sedra ny bandy ty horokora sy ty safosafo eny mason'ny olona e! izany no matonga ny sipa ts te halala eny mason'ny olona ra sendra miaraka @bandy be vinany!!! sy diso saropiaro
13. andreasr
(
27/11/2007 11:04)
raha iza no bandy ka tsy rarainy ny sipako mihintsy a eo amasony olona dia mody fotsiny tsy lazaiko azy akory hoe andeha hody na otrizany dia aminy izay mlse rendre compte tsara izy
14. cielbleu
(
28/11/2007 08:56)
lepetitbetsileo:
Inona no tsara atao raha tsy raharahan'ny le sipa revenao enao eo imason'ny olona rahetra ?
de tonga de ataovy manaona izy e! jereo foana refa mireasa mba mi-charme hoy ny fitenenana
