Sekoly miteny gasy

1. xxx ( 17/11/2007 22:18)
misy sekoly miteny gasy ve aty ampita?
novalian'i fijo ny 23/11/2007 20:46
2. bitrokel ( 17/11/2007 22:42)
:roll:
3. soanja ( 18/11/2007 14:46)
Raha tsy diso aho dia misy any Canada. Anontanio andry zareo gasy any.
4. kallie ( 21/11/2007 14:47)
ie, Montréal misy, ary tena mahay teny gasy noho ny ankizy gasy any Dago reo an, mahay ohabolana sns
5. kelly13 ( 21/11/2007 14:56)
za te hiondrana any canada mintsy fa leo b le eto hs kely fa azafady
6. kallie ( 21/11/2007 15:06)
kelly> ie, sady mbola mora ny insertion any, manana program ho an'ny ol miditra any ry zareo... sady mbola milamindamina ny fihainana
7. kelly13 ( 21/11/2007 15:57)
fita, fa asa na sarotra na ho mora

ze manana spapa tokou mba anipazo kely ooo
8. fijo ( 21/11/2007 21:07)
za koa mitady hevitra raha misy mahita e.le hoany canada
9. kallie ( 23/11/2007 09:51)
ty misy annonce sendra itako ka andramo ihany sô d mba mety... mariako fa tsy fantatro io an, fa itako fotsiny d zaraiko :
Vous desirez vivre et Travailler au Canada demandez le formulaire d'inscription a l'adresse suivante job.immigration@yahoo.ca
10. fijo ( 23/11/2007 20:46)
misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1702