IMPIRY VOADONA KAY RENY LEHI

1. endrika01 ( 15/11/2007 12:23)
Fandre matetika dia matetika fa ny vehivavy fonafona no voadoana eo @FITIAVANA.Mino aho anefa fa raha atao ny statistika de 55%nareo lehilahy d\'efa voadona avokoa é,fa tsy ho izahay fona no\"Hitsako bille\"hi hi hi
novalian'i endrika01 ny 17/02/2008 13:20
2. DESCARTES ( 15/11/2007 12:49)
Za kôfa no miteny hoe 80%vehivavy,20% ambony lehilahy.Mety mbola azo hiadina varotra ho 15% aza ilay statistikanay io koa.:roll:
3. sitlo ( 15/11/2007 12:55)
Entra pa fotsiny

Samy hafa ny statistique sy ny estimation. 8-)
4. harloom ( 15/11/2007 13:32)
Raha za manokana aloha de ataoko hoe 65% vehivay fa ny ambony lehilahy.
5. misset ( 15/11/2007 14:48)
ra 85% ny vehivavy vodona d mazaka tsara fa ny 15% ambiny lehilahy tsy mazaka refa vodona e!
6. salmo1 ( 15/11/2007 14:55)
Fa voadoana manao ahoana kou zany, kle?

Za mantsy misy mandondona fôna, na de efa lalana malalaka be zao aza ^:^

7. soanja ( 15/11/2007 15:04)
Misimisy ihany hozy ny tsy mahay manisa saingy any anaty ny azy no betsaka miafina ny fery.
Satria raha ny lehilahy no mampiseho alahelo na faharariana ety ivelany nohon'ny fitiavana dia antsoin'izay samy lehilahy ihany:lol::lol:
" Lehilahy Malemy"
Mahereza mitia mampiasa ilay izy telo lehibe ananantsika tsy vidiana: fo, saina ary fanahy!:-*:-*
8. achrafhanna ( 15/11/2007 15:48)
sitlo:

Entra pa fotsiny

Samy hafa ny statistique sy ny estimation. 8-)



9. achrafhanna ( 15/11/2007 16:01)
Mba fenoy tsara ry endrika01,lay lohaevitra napetrakao a to tsy ampy le izy,sa mal taper?Angamba no tianao ho soratana,zaho moa tsy manakiana anao fa mba manitsy kely,izay no maha-namana.Ptsss,marina ny andry ny bandy anie ka mahay manafina be refa voadona,tsirairay lasa mamolava,mamono eritreritra @kôsôme na 200ari.
10. ikaretsaka ( 16/11/2007 00:56)
samy voadona fa ny mahazaka ny vokany sy ny tsy tsy ny mahazaka no ...
11. suzuki ( 16/11/2007 10:39)
zà lo mkôz fa hoe ny kôfa no betska vôdona no nvevav, fa ny bandy mahay manafina fotsin:-/:-/:-/
12. keyoann ( 16/11/2007 22:51)
DESCARTES:

Za kôfa no miteny hoe 80%vehivavy,20% ambony lehilahy.Mety mbola azo hiadina varotra ho 15% aza ilay statistikanay io koa.:roll:



zany kosa no atao hoe machisme ry descartes a! :?
13. endrika01 ( 05/12/2007 14:49)
keyoann:

DESCARTES:

Za kôfa no miteny hoe 80%vehivavy,20% ambony lehilahy.Mety mbola azo hiadina varotra ho 15% aza ilay statistikanay io koa.:roll:



zany kosa no atao hoe machisme ry descartes a! :?


za aloha mi-kôzy fa ny 80%ny lehilahy efa voadona daholo eeeee,za mahita be de be,indrindra mouuu izy ireo le mbola vao mila safosafo sy tambitamby zay de tantarainy ny nanaovan'ilay sipany teo aloha azy ,de raha sipa malemy loha ihany koa le kôtiny de tnga de ......=))=))=))=))=))=))=))=))
14. endrika01 ( 09/12/2007 13:03)
suzuki:

zà lo mkôz fa hoe ny kôfa no betska vôdona no nvevav, fa ny bandy mahay manafina fotsin:-/:-/:-/

Ny vhv mahay miala bala foana,fa ny lhl eo no raisina.=))=))=))=))=))=))=))

15. ttiavina ( 11/12/2007 15:34)
za zany te anao be
16. endrika01 ( 12/12/2007 06:23)
ttiavina:

za zany te anao be



tsy azoko,te hanao sipa bdb?Sa hi hi hi
17. endrika01 ( 12/12/2007 06:25)
ttiavina:

za zany te anao be



18. slym ( 12/12/2007 06:53)
Fina tsara le resaka eh.otrany ts de mazava @ko.le vodona alo an,ôtrany ts le vôdona heritreretiko,de le hoe te hanao ko an,mbola ts mazava.Sa samy manana ny vôdonany sy ny te hanaoany?:lol:
19. endrika01 ( 12/12/2007 13:14)
slym:
Fina tsara le resaka eh.otrany ts de mazava @ko.le vodona alo an,ôtrany ts le vôdona heritreretiko,de le hoe te hanao ko an,mbola ts mazava.Sa samy manana ny vôdonany sy ny te hanaoany?:lol:
ka na izaho aza anié ry slym tena variana é,le vodoana aloha de le bande voafitaka ny sipa zany hoe nitia saingy tsy notiavina,na nomena toky fitaka,na nilaozana tsy hita zay nanjavonana,be d be,fa le hoe te anao avelao mihitsy i ttiavina no hamaly ny fanotanianao satry na izaho aza,tsy mahazo le izy eé
20. tsiambaratelo ( 27/01/2008 12:56)
ny lehilahy efa in-100 voadona é,andraso hanazavaiko azy, raha 20 ny sipany dia efa voadona in-200 izy izay.=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0417