andriamanitra o!!

1. bazylou ( 15/11/2007 11:12)
45%n'ny budget de l'etat gasy hono avyany ivelany daholo, beuurk tena porofo mitohoka amin'ny tendany io.....
HAy be zity nefa nofa velona tsy manan hazon- damosina....:roll::roll:
2. noerilanto ( 15/11/2007 13:55)
ary ela io ve mba manana hazon-damosina toa manakiana ny gasy nefa gasy ,sa efa voaozona hanompo vazaha dia mandadilady hatramin'ny toe-tsaina,eh mampalaelo be lesy zany toe tsaina manompo zany ,zay le hoe manompo couleur sa ahoana?raha ny fatin'ialah dia tsara tsy ho entina halevina fa omena ny alikam-bazaha,sambany vao tonga any andafy de manao tsinotsinona ny gasy ,8Otaim-bazah
3. Jeankely ( 15/11/2007 14:34)
Efa hita fa mileka ny an'ny vazaha io.
4. salmo1 ( 15/11/2007 14:46)
bazylou:
andriamanitra o!!
Aza manonona foana ny anaran'i Jehova Andriamanitrao fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
noerilanto:
sa efa voaozona hanompo vazaha dia mandadilady hatramin'ny toe-tsaina
jeankely:
Efa hita fa mileka ny an'ny vazaha io.
Mitovy zo ny vazaha sy ny gasy, samy olona daholo.
Tsy misy ambony ary tsy misy ambany aloha amin'ny fahitako azy manokana.
Fa rehefa tsy ampy fahalalana ny olona anakiray dia tanteraka tokoa ny voalanareo. Ary ianareo ihany no manana probleme fa tsy ny sasany.

;-)
5. bazylou ( 15/11/2007 15:20)
rehefa tsy misy avaly dia mipetraha rangahy ireto a!!
6. Zina ( 15/11/2007 18:54)
salmo1 [ Valio ] 15-11-2007 15:46:35
Lohateny : Re : andriamanitra o!!
Hoy i bazylou:
andriamanitra o!!
Aza manonona foana ny anaran'i Jehova Andriamanitrao fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.


marina ny an'i la:wink:
7. manaiky ( 16/11/2007 09:32)
Sambany mba lasa any an-dafy ve dia matikambo eh!malala menatra fa gasy ohantranay ihany eh.Ianao izany izao ilay atao hoe mpisolelaka sa taim-bazaha?maimbo be ianao fa mikisana
8. ronaldo09 ( 16/11/2007 10:01)
:lol:
9. baraingo ( 16/11/2007 11:09)
ty tena kôzy, reo gasy any andafy reo tena ?@###@? reo, misy an'zany hoe tonga any elà odin-drareo fanina fotsiny. nga tsfantareo le hoe GVT(Gasy Vô Tonga), zany no anaran'là refa tonga any france any là. tsis mvaklo anlà any ra vô tonga zany elà. ngasy fôna, petsaravelatsy daholo
10. patrick2002 ( 16/11/2007 13:34)
baraingo : GVT daholo vao tonga eto ,midika izany fa betsaka ny ezaka atao vao tafita ialahy aty ,mitsemboka ,miasa ny zanak'ati-doha ,vao tafita ka tsy lasa GVT intsony fa miova GMV Gasy Mitovy @ Vazaha :-D:-D:-D
11. fijo ( 16/11/2007 21:06)
bazy an,be ve io raha mihoatra amin'ny trosan'ny la frantsa izay 2000 miliara de dolara????
12. sakaizakely ( 16/11/2007 21:54)
fijo> :{:{:{:{:{:{:{:{:{:{:{

marina mits

ho voazanaky ny arabo opep ny fiafarany fa lany amidy amindreo dôly ny patrimoine rehetra hahazoana vola

reo manambola be manko
13. salmo1 ( 17/11/2007 13:07)
baraingo:
ty tena kôzy, reo gasy any andafy reo tena ?@###@? reo, misy an'zany hoe tonga any elà odin-drareo fanina fotsiny. nga tsfantareo le hoe GVT(Gasy Vô Tonga), zany no anaran'là refa tonga any france any là. tsis mvaklo anlà any ra vô tonga zany elà. ngasy fôna, petsaravelatsy daholo
Elahy iany no niteny anzany, non?

;-)
14. bazylou ( 17/11/2007 13:12)
:roll::roll::lol:
Fa iza koa anefa no hijery an'ialahy aty e ?? angaha aty andahindrenin'ialahy ?? koa raha tsy any MAda izy ity ka hoe angataka etsy sy eroa aho!!
15. xxx ( 19/11/2007 05:54)
Ianao izao ry bazylou no tena tonga amin'ilay fitenenana hoe miala an'Akantso dia ambohidepona ah! miala fahasahiranana aty amin'ny tanana dia miditra any antanin'olona, tsy aleoko ve mijaly eto antanindrazako toa izay hisolelaka ny taimbazaha na dia efa hoatran'ny TAY aza ny fitondrany dia mbola tsara ihany.i SARKOZY izay efa nisarabady ve no hatao ho reharehan'ny firenana izay hipetrahanareo, tsy aleo tsy misy ve???????????????:^):-P:-o:oops:
16. Jeankely ( 19/11/2007 09:39)
Lasa resaka fanalana azy izy ity. Iza no tena mampiantso ny tsy tokony tonotononina=))=))=))
17. tenagasy ( 19/11/2007 11:02)
I Sarkôzy izany ilay tsy tokony ho tononina?8-)

Sa ilay resaka no akoholahy ka apondra?

ATAOVO CHEURRIEU hoy ny kidabon'i Fianar. izay!
18. kanota ( 19/11/2007 14:12)
I Bazylou sady adala no manadala foana e
19. didieravalo ( 20/11/2007 12:18)
aleo mijaly eto DAGO eto ihany , ay azafady efa nataon'i fitondrana tafita daholo kay moa ny gasy gasy =)) tena azafady ^:^
20. fijo ( 20/11/2007 22:17)
inoan izao no hidiran'ny resaka sarkozy nisarabady??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673