fitiavana nekena

1. ninanjaka ( 15/11/2007 10:51)
Bonjour,

Mba mangataka aminareo izay mahay na manana ilay tononkira an'i Tiana Andrianaina hoe Fitiavana nekena aho.

Alefaso amin'ny " harinjaka@yahoo.fr" anie.
Dia misaotra mialoha e.

Veloma.

Njaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074