Ary mba misy ve ny vehivavy mpidaroka ny vadiny?

1. ronaldo09 ( 13/11/2007 11:39)
Fa hono hoy aho ,eo amin'ny fiaraha-monina misy vehivavy ve midaroka ny vadiny ,zany hoe ny hery tsy mitovy no asiako resaka eto a!Za aloha mbola tsy nahita e!
novalian'i slym ny 12/12/2007 07:02
2. melody ( 13/11/2007 11:47)
mbola tsy nahita maso aloha za fe hitako @ ireny magazina vhv ireny ilay izy ary tena matahotra miintsy ny bandy a, hihihi
fa kosa rehefa misy ny lhl midaroka d misy koa ny vhv satria mifangala-tahaka, ohatra taloha enao tsy naheno hoe nampirafy ramatoa fa ramosé fôna, fa izao, ayayaya, tena misy tokoa ny vhv mapirafy @ izao fotoana izao an!8)
3. Zina ( 13/11/2007 12:28)
za dia efa nahita fa ny lahy aloha no tena misy betsaka.
4. reve ( 13/11/2007 12:55)
misy tokoa ny vehivavy midaroka ka!aza mba sendra ihany hono fa tsy maha lehilahy io!aza miheritreritra tsika lehilahy fa mafy be foana fa misy ralahy maro erantany mizaka ny tsy eran'ny aina ! io mety ao am mental le bandy koa no misy voa e!de miaritra oa izy.ny vevavy voavono mantsy mba azo sainina ihany hoe tsy afa manohotra fa ra bandy efa somary mampieritreritra ihany:twisted:

^^:oops:8-):-o;-) de borne lava eny lery! hi!hi!
5. joace91 ( 13/11/2007 13:03)
sao dia tsy lehilahy izany ?:lol:
6. patrick2002 ( 13/11/2007 13:28)
reny vehivavy ireny hono rehefa midaroka tena ao @ ilay mahafaty mihintsy ,:-D:-D:-D,fa soa ihany aloha fa vitsy izy no manana an'izany toetra izany.
7. sarobidy ( 13/11/2007 13:39)
tsy ny vevavy rehetra kosany e :oops:
8. simplex ( 13/11/2007 14:03)

Sao d mba hoe safosafo fa tsy daroka kosa e. :P:}:}

Sa le vevavy mpanao catch reny zany? :lol::lol:
9. salmo1 ( 13/11/2007 14:24)
ronaldo09:
Ary mba misy ve ny vehivavy mpidaroka ny vadiny?

Hoy fotsiny elahy:

kapokapok'olona-tiana na marary aza hiafina.

;-)

10. xxx ( 13/11/2007 16:25)
izaho efa nidaroka indray mande fa nanenina tongotra aman-tanana...izy tsy namaly mitsy fa lasa nivoaka ary tsy nety nody mihitsy:?
11. Ragadona ( 13/11/2007 17:00)
Tonga dia ialao raha vao misy vhv mandaroka anao zany fa manahirana be : ianao hiaro tena hamaly dia mihiaka izy hoe ianao mampijaly vhv, d iny tokoa ny fiaraha-monina azo antoka fa hino d ela ndray no voa, d izy hono tsy maninona na mandaroka, tsy hamaly ialahy tsy raikitra kosa le passif be eo refa darofana, ny fanafodiny dia miala teo. Tsy vitsy ny manao fitaovana ny mahavehivavy azy (izany hoe le hoe vhv no arangarangany hanamarinany tena)
12. lemenakely ( 13/11/2007 17:34)
tena misy ANY IANAO IZAY E ....hi hi hi
13. xxx ( 13/11/2007 18:16)
izaho kosa aloha raha nidaroka azy indray mande...dia tsy zakako tsony ny ntaony e!
dia rangitra be aho de nanjary nanaga-tanana
fa nanenina be aho nanao an'izay ary nanao
an'izay taminy intsony satria izy aza tsy mikasi-tanana ahy no lehilahy malefaka be....
aleoko ny entana no vakina raha sendra miady be otran'izay....tena marina fa indraindray ilay fo tena manimba zavatra raha mafàna loatra...
14. reve ( 14/11/2007 09:20)
xxx: ne njy kosa ngamba tonga de le am le enjana be reny!aiza izy no hody eo tsony! hi!hi!hi!:P:lol::D8-)
15. xxx ( 15/11/2007 21:01)
reve : tena ilay enjana be aloha no nomeko azy e! izaho aza nanao hoe resiko ity de notohizako ihany ny daroka fa hay misy dikany ny fandeferana sy ny fahanginana.....:( fa tena fay aho ka! tsy nanao intsony...notediaviko nandritra ny ora maro izy vao hitako....ary saika avy dia vita fa noreseko lahatra lery hoe sendra mba lasa ny tanako reh ry cheri:-D
hoy izy hoe ianao efa namono ahy indray mande ary hamono ahy foana....:?
16. slym ( 12/12/2007 07:02)
Misy ka ôtrany Norbite sy Raspoutia.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081