asa marina ry zalah oe inona mo ny atao oe instinct
1. naughtyboy
(
11/11/2007 10:34)
samihafa mintsy ny fisehony instinct lhl sy vhv zay iarahamahalala fa mbo tiko ho fantatra ny fijeriny hafa azy io? ny fahazaoako ny tsy mampitovy azy io zao de avy @ le hery mpiahy(noho ny toetra voajanahary ananany vhv mitondra vohoka ny lhl indrindra2 ) de hainy reo vhv ny mamantatra meloha zv sasany tsy azony lhl antsaina(oh.ra misy olana mananotanona manodidina ny olontiny)de tairo ny resaka ary e..
novalian'i KAMBANA3 ny 13/12/2007 10:42
3. naughtyboy
(
11/11/2007 16:36)
eny misy fa za kalo tsy mahay asa iza:°)misy manko teny vahiny tsy mora ny mandika azy toy reny oh.
4. nmrkyo
(
11/11/2007 19:06)
Resa-dehilahy mo izy ty sa mba azonay vhvy,andraisana anjara ko
ra ny instint tianareo lazaina eto de otrany oe tsindrimandry,na fahafatarana mialoha ny zavatra mety hitranga?
ra ny instint tianareo lazaina eto de otrany oe tsindrimandry,na fahafatarana mialoha ny zavatra mety hitranga?
5. sitlo
(
11/11/2007 21:56)
salmo:
Misy olona afaka hanazava ny dikanio amin'ny gasy ve
vina
naughtyboy> izaho leisy dia mba gaga fa ny reny amin'ny zanany no tena fahenoko. Ilay hoe iray ra angamba.
6. naughtyboy
(
11/11/2007 22:11)
nmrkyo >>afaka mandray anjara daoly kah resak tsisy oe akanavaka zany:D
o.k ra-sitlo iny kalo voajanahary reny sy nyzaza 1 ra, fa na vhv oe namana zao aza ndray2 mahakobo zv tsy eritreretiny lhl ka mahatonga saina anah ndray2:}
o.k ra-sitlo iny kalo voajanahary reny sy nyzaza 1 ra, fa na vhv oe namana zao aza ndray2 mahakobo zv tsy eritreretiny lhl ka mahatonga saina anah ndray2:}
7. melody
(
11/11/2007 22:47)
naughtyboy: nanao ratsy anga enao ka mahana sô d kobony vhv? mahatonga saina tokoa an...raha lazaiko anao ny instinct momba anao angamba d miafina enao:-D:-D:-D
8. keyoann
(
12/11/2007 00:24)
salmo1:
naughtyboy:
instinct
Misy olona afaka hanazava ny dikanio amin'ny gasy ve:?:
;-)
tsy azo adika hoe tsindry mandry ihany ve zany sa ahoana hoy nareo?
9. naughtyboy
(
12/11/2007 10:46)
melody za kalo tsy mahana fa mety nisy ratsy vitako tany ho any ze tsy tsaroko akory satria tsisy ny fanaperana nefa azo lazainao ny eritreritrao fa tsy hiafina za kah:lol:
somary direkta ty oh. omeko ty,ny kofa ra vao mamba2 vhv iny ka miraparapa manamboatra tonga de kobony vhv avy atrany oe tady anamboatra etana fotsiny lety fa elao tany:-D:-D:-Pary par instinct no ahafatarany an'iny voalohany^:^

10. koffman
(
12/11/2007 13:59)
omeko ty,ny kofa ra vao mamba2 vhv iny ka miraparapa manamboatra tonga de kobony vhv avy atrany oe tady anamboatra etana fotsiny lety fa elao tany:-D:-D
nefa elah mba efa mba tara be ery!!:-D:-D:-D
12. naughtyboy
(
13/11/2007 21:48)
Veloo,reny nena no tena tiko manatsaina,satria mety tsara @ bandy (misy suspens no sady challenge):wink:
o ra -koffman an3 refa mamba fotsiny zany nge tsy voatery ho tara less e asa kalo:-D:-D
o ra -koffman an3 refa mamba fotsiny zany nge tsy voatery ho tara less e asa kalo:-D:-D
14. naughtyboy
(
14/11/2007 17:49)
mazava oazy:°)lasa ny saiko ry zareo ndray fa raisiko otrany fitaratra milaza ny mety sy tsy mety2
@ lhl mifameno eny tahakany rano sy vary,mifampila na de samy mapifilafila..:-D:-D
@ lhl mifameno eny tahakany rano sy vary,mifampila na de samy mapifilafila..:-D:-D
15. KAMBANA3
(
13/12/2007 10:42)
Amiko io dia sarotra azavaina fa fantako io zavatra io itoviantsika @ biby izany hoe ilay hery miafina mandrisika ny olona hanao filana ara-nofo.