tsy milaza zay ao am-po

1. keyoann ( 09/11/2007 00:04)
fa maninn kay nareo bandy no tsy milaza tsotra zao hoe ndao hisaraka refa t hisaraka?
novalian'i haja ny 15/03/2008 04:46
2. xxx ( 09/11/2007 00:35)
resa-behivavy http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t3e96528264567
3. koffman ( 09/11/2007 12:56)
Misy ihany no tonga de mitsotra mety ho 10% ihany angamba fa mahatonga ny bandy tsy hilaza an'zany de zao :
ny sipa ne ry keyoann mora tohina e, zaranao aza mbola tsy nahazo bandy nanao an'zany anao enao, fa rah tratran'izany de mitomany tena eo enao, mafy ne izany e!? Fa efa tsapanao fotsiny oe te hisaraka aminao le bandy de nenao no ataovy tonga aloha e! ndao hisaraka oe fa izay koa no andrasany aminao.
Mbola tsy te-handrantra ny fonao le bandy na de te hisaraka aminao aza izy.
4. vakiniadiana ( 09/11/2007 13:21)
manohana ilay voalaza aho
5. majakely ( 09/11/2007 13:37)
marina izany ,
6. keyoann ( 09/11/2007 22:35)
xxx:

resa-behivavy http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t3e96528264567



ka le hevitry ny bandy mihitsy anie no tiako no fantatra satria ry zareo mahalala kokoa ny antony
7. DESCARTES ( 10/11/2007 13:33)
:roll:Mety ho izao angamba ny antony ry keyoann,voalohany(1) alh eo lé oé "boloky lahy homam-bôtseva sady mamy ny atsy no fia ny aroa".Izany oé mety ef manana ilay solony izy any ambadika any fa mbola tsy nahazo toky tsara dia matahotry ny ho votsi-droa eo ka aleo tsy miteny oé andao hisaraka, @zay koa misy lalana hiverenana.Antony faharoa(2)tahotra ny oé handratra b ny fon'ny sipa ka mety hiteraka zava-doza:mety hisaina ny hanao "suicide" oh ilay sipa,dia tsy te ho tompon'andraikitra @zay ilay bandy.Mety maro2 ré ny antony fa zay alh no mba voahevitro androany a,manampy @manaraka rhf mahita hvtr.ok
8. Papoose ( 10/11/2007 15:56)
gravy kosa raha votsi-droa le!tonga de tsy misy ekilibra ny balanss!^^
9. haja ( 15/03/2008 04:46)
keyoann: Betsaka ny antony fa raha ny fahafantarako ny hitako dia manjary mandratra be anareo anie le miteny direct e. Misy antony maro ny antony hisarahana fa raha raisina ankapobeny dia tsy tsara le miteny direct fa tsy maintsy asiana raison ilay hisarahana. Hitadiavana ady na tsy fifanarahana kely dia izay. Misy sipa aza anie manao izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3624