Papa

1. salmo1 ( 08/11/2007 23:26)
Rehefa mba hanariny kôfboay ny sipa, hoe otrizao sy zao no hatao, tokony efa hanao anzao njy.
De tsy rarahiny akory elahy fa izy amnio manaiky ihany sady miteny oe: - Eny dada, hatao zay sitrapoinao.

Rehefa valiana ndray izy oe: - Eny anaka, ndana amzay njy matory fa efa alina be zao, mianatra ndry rampitso.

Dia valiny ndray elahy oe: - No papa, tsy mahita atao aho eny ambony fandrina, sady mbola tsy mahita tory, za aza mbola hamaky boky rehefa avy eo.
sady mananihany izy amnio ah, miaraka am-le XDXDXDXD^:^

Lisany ve, mba dakôro raha misy manao an'izany sahady, kle:?:
novalian'i ftlozy ny 26/03/2008 01:24
2. keyoann ( 08/11/2007 23:30)
koa mba hantahanta anay viavy anie ny ohatr izany ry salmo e!:-*:-*
3. koffman ( 09/11/2007 12:47)
:-D:-D:-D
4. simplex ( 09/11/2007 14:12)
salmo:
Lisany ve, mba dakôro raha misy manao an'izany sahady, kle
firy ny ankizy alou e :@
5. salmo1 ( 09/11/2007 15:05)
simplex:
firy ny ankizy alou e
zero
Elahy anga efa manana? :lol:

;-)





6. koffman ( 09/11/2007 15:31)
Hoy i simplex:
firy ny ankizy alou e
zero
Elahy anga efa manana?


ankizy inn no tian' i simplex tenenina eto fa toa mailaka be salmo1 ny hamaly?:-D:-D
7. salmo1 ( 10/11/2007 19:00)
koffman:
ankizy inn no tian' i simplex tenenina eto fa toa mailaka be salmo1 ny hamaly?
:-DHo hitantsika eo zany.:lol:
8. simplex ( 10/11/2007 22:10)

k tsy mazava ity dinika ity ra mbola tsisy ny ankizy kanou :°) na ilay ankizy ankizy na vao mia kou ilay ankizy ankizy :roll::P:@:@
9. keyoann ( 10/11/2007 22:47)
ankizy ankizy le ankizy ankizy eritreretiko ve sa le ankizy ankizy eritreretin i simplex?
10. salmo1 ( 10/11/2007 23:49)
simplex:
firy ny ankizy alou e

zero
keyoann:
le ankizy ankizy eritreretiko ve sa le ankizy ankizy eritreretin i simplex?
za tsy namorona dinika mombany ankizy nieritreretinareo mitsam.
Fa mety lay ankizy ankizy eritreretiny keyoann no izy, angamba.:@
mbola tsy tena mino aho kalony na izany aza:lol:

Inn no tena tinareo lazaina am-le resaka ankizy:?:

;-)
11. koffman ( 12/11/2007 13:07)
salmo1:
Hoy i koffman:
ankizy inn no tian' i simplex tenenina eto fa toa mailaka be salmo1 ny hamaly?
Ho hitantsika eo zany

tsy azoko inn no ho hitantsika:?:
Inn no tena tinareo lazaina am-le resaka ankizy:?:

Ka zay ne le efa nilazaiko e, tsy aleo nanntany an'i simplex tsara lou vao mailaka ny hamaly teo?
ankizy inn le izy ry simplex a? ohatran'ny lasa tavela eto le resaka?
12. ftlozy ( 26/03/2008 01:24)
ato ngama ny journal intime an salmo k! marn eee!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2072